Archives quotidiennes : 25 juin 2017

26 Juin 2017. « Dia tonga indray ity e », Mamitiana Randrianarison (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 2 photos.

– DIA TONGA INDRAY ITY E   ataovy izay mety fa tonga ny fety asio indray tapôlaka mirefodrefotra iantsoy mpampirevy izay tena vedety hatreto milamina mandra-pitsefotra angaha tsy izay foana no fankalazana? laniana ny vola indramina lava hijery afomanga izao … Lire la suite

Toutes les galeries | Tagué , , | Laisser un commentaire

26 Juin 2017, Fetim-pirenena. Mpitandro filaminana miisa 1000 hiaro ny vahoaka.

Cette galerie contient 2 photos.

  23/06/2017 – 13:30 : Fanamarihana ny fetim-pirenena_Fitandroana ny filaminana: Araka ny fanambaran’ny mpitandro filaminana teny amin’ny Toby Ankadilalana androany, dia hatramin’ny 1000 ireo mpitandro filaminana hahetsika mandritra ny fanamarihana ny fetim-pirenena, indrindra fa ny takarivan’ny 25 jona hanapoahana ny … Lire la suite

Toutes les galeries | Tagué , , | Laisser un commentaire