Fetim-pirenena, Antananarivo 2017. Ny Ben’ny Tanana Rtoa Lalao Ravalomanana.

Lalao 26 Juin30

CUA serasera26/06/2017.

FANOMPOAMPIVAVAHANA IRAISAM-PINOANA FFKM

Tonga namaly ny fanasan’ny FFKM ny Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana nandritra ny fanompoam-pivavahana iraisam-pinoana izay notanterahana tetsy amin’ny EKAR masindahy Josefa Mahamasina, lamesa izay tafiditra ao anatin’ny fankalazàna ny faha-57 taona nahazoana ny fahaleovantena sy ny fetin’ny foloalindahy. « Raha misy olona tafaray amin’ny Kristy dia olombaovao izy…Ny fahamarinana manandratra avo ny firenena » 2Kor 5,17 ; ohab 14,34a, no lohahevitra nentina nandritra izany lamesa lehibe izany.

 

 

 

.

Mahamasina-Matso.

CUA serasera

FANKALAZANA NY FETIN’NY FAHALEOVANTENA

Toy ny fanao isan-taona mandritra ny fankalazana ny fetin’ny fahaleovantena dia nisy ny matso nokarakarain’ny foloalindahy malagasy tetsy amin’ny kianjan’i Mahamasina, tonga nanome voninahitra izany ny Ben’ny tanàna Antananarivo Renivohitra Lalao Ravalomanana.

.

Lalao 26 Juin31

Lalao 26 Juin35

 –

Ny Filoha Rajaonarimampianina ao ambadiky ny fitaratra (blindé).

Lalao 26 Juin5

Lalao 26 Juin33

Aleo mihomehy !

Sary Sobika.

 

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s