Archives mensuelles : juillet 2017

Tsiandopy Jacky Mahafaly, 31 Jolay 2017. Ministr’i Marc Ravalomanana, maty nisy namono tao antranony.

Cette galerie contient 2 photos.

– Guy Rivo Randrianarisoa  Efa minisitry ny asam-panjakana. Efa filoha lefitra nasionaly ny antoko Tiako i Madagasikara, TIM. Nodimandry nisy namono tao antranony alina Jacky Mahafaly TSIANDOPY. Mandria ampiadanana rahalahy. . 24h Mada Maty nisy namono alina teny amin’ ny … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

« Fitsarana Mahaleotena », Dadan’i Zina.

Cette galerie contient 2 photos.

–   FITSARANA MAHALEOTENA ?   Raha mandeha ny fitsarana ka mizotra tsisy sakana, Dia inoana  hisy ngeza hihintsana eny ambony lakana. Fa ireo no atidoha izay kilasiana ho mpitarika, Ary avy aminy ny baiko sy karazan-toromarika.   Angamba tsisy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 29 Jolay 2017 (II). Banky Iraisam-pirenena, Vaovao Tim, Ambatondrazaka…

Cette galerie contient 2 photos.

– Fiainam-pirenena Mampisitrika any ambany latabatra ny nambaran’ny Banky Iraisam-pirenena   Mahamenatra sy mampisitrika any ambany fandriana ny nambaran’ny Banky Iraisam-pirenena fa miaina any ambanin’ny fahantrana ny manodidina ny 80%  ny Malagasy ankehitriny ary mbola mihoatra aza io tarehimarika io … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 29 Jolay 2017 (I). Mamy Rakotoarivelo, M/kara Firenena mahantra eran-tany, potika ny fianam-pirenena.

Cette galerie contient 2 photos.

– Mamy Rakotoarivelo Bala teo amin’ny lohany no nahafaty azy   Maty tao an-tranony tetsy Ankadifotsy omaly i Mamy Rakotoarivelo, mpanao politika mpikambana tao ao amin’ny birao foiben’ny antoko Tiko i Madagasikara (TIM) teo aloha. Efa sekretera jeneralin’ny antoko izy. … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« You’ll never know », Brenda Lee and Willy Deville. « Goodbye », E. Harris.

Cette galerie contient 2 photos.

– – Goodbye  I remember holdin’ on to you All them long and lonely nights I put you through Somewhere in there I’m sure I made you cry But I can’t remember if we said goodbye But I recall all … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Diplomatie ? Jean Marc Châtaignier et Mamy Rakotoarivelo… et Andry Rajoelina.

Cette galerie contient 2 photos.

. Nouvelle agression de Jean-Marc Châtaignier contre une personnalité malgache : les limites sont dépassées Avant de prendre la décision d’écrire ce qui suit, nous avons pris la peine de recouper l’information parue sur le net relatant l’incident survenu le … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

« Aza », Toky Baritafika Ramanankohajaina. Mamy Rakotoarivelo, hafatra farany.

Cette galerie contient 2 photos.

Noho ity hafatra farany hitako nozarainy ( Tompokolahy Mamy Rakotoarivelo) ity, dia narafitro tsotra tao anaty tononkalo izany. Satria nampiheritreritra ahy lalina tokoa ny tiany ambara. Toky Baritafika Ramanankohajaina. – Aza…   Izaho tsy mila voninkazo Raha efa any anaty vatan-kazo … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Maty President Mamy Rakotoarivelo, 28 Jolay 2017. Ankadifotsy. Ny Valosoa.

Cette galerie contient 2 photos.

𝐌𝐀𝐌𝐘 𝐑𝐀𝐊𝐎𝐓𝐎𝐀𝐑𝐈𝐕𝐄𝐋𝐎 Araka ny vaovao io antoandro io, dia nodimandry tao an-tranony i Mamy Rakotoarivelo, Filohan’ny Kongresin’ny Tetezamita, Mpikambana tao amin’ny Antoko Tiako Madagasikara. Mirary fiononana feno an’ny Fianakaviana manontolo. Jean-Luce Randriamihoatra  – – Mamy Rakotoarivelo « aurait » publié des éléments sur sa … Lire la suite

Galerie | Tagué , | 1 commentaire

« Firenena mahantra indrindra », hoy ny Banky iraisam-pirenena. 31/07/2017: « M/car est le pays le plus pauvre au monde » (Banque Mondiale).

Cette galerie contient 2 photos.

– Madagascar est le pays le plus pauvre au monde selon Coralie Gevers la représentante du banque mondiale – #Fahantràna 𝐈𝐙𝐀𝐘 𝐈𝐙𝐀𝐍𝐘 … 𝐓𝐒𝐘 𝐀𝐅𝐄𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐈𝐍𝐓𝐒𝐎𝐍𝐘   Mazava ny tenin’ireo ao amin’ny 𝗕𝗮𝗻𝗸𝘆 𝗜𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗺𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 aninkeheo … … fa i Madagasikara … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Réponse du Tiako i Madagasikara. 29 Juillet 2017 à Mahamasina, réunion non autorisée par le préfet.

Cette galerie contient 2 photos.

. Arp Helisoa. 27 Jolay 2017. Nolavin’ny prefet ny fangatahan’ny antoko Tiako i Madagasikara hankalaza ny faha 15 taona ao amin’ny kianjan’Imahamasina ny sabotsy izao. Manoloana izany namoaka fanambarana ny antoko TIM io hariva io. . TIM (15 ans) : Réponse … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire