2002-2017, Tim. Fankalazana ny faha 15 taona. Tonga teny Mahamasina ny filoha Ravalomanana.

Marc Ravalomanana – Ofisialy 

HAMAFISINA fa ny FANKALAZANA ny faha 15 taonan’ny TIM dia atao ny SABOTSY 08 Jolay ho avy izao, eo amin’ny KIANJABE Mahamasina no fotoana. Hisy ny fanompoam-pivavahana iraisam-pinoana ary fanentanana marobe. 🙂 TONGA MIARAKA NO FANOMBOHANA, MIASA MIARAKA NO FAHOMBIAZANA.

Marc Ravalomanana – Ofisialy 

Nanao ny famerenana ny Zumba izahay teto Mahamasina androany, efa vonona isika 🙂 . Amin’ny sabotsy izao no fotoana. Hisokatra @ 7 ora maraina ny vavahady. Hiara- hifety isika hankalaza ny faha 15 taonan’ny TIM.

Ravalo 15 taona11

Ravalo 15 taona12

Ravalo 15 taona15

Ravalo 15 taona13

Ravalo 15 taona10

Arp Helisoa . 05/07/2017.
.

 

sary fanomezana..Sabotsy no fotoana e! Gazety Valosoa Rakoto

Ravalo 15 taona6

Ravalo 15 taona8

Ravalo 15 taona18

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s