J-1, Mahamasina 8 Jolay 2017. Mahazo mankalaza ny faha 15 taona ny antoko ny Tim.

Aza matahotra intsony na miahiahy Nandresy tamin’ny ady tany amin’ny tribonaly miady amin’ny fanjakana ny Tim . noho izany azony ampiasaina ny didimpitarana mikasika izany Ao amin’ny kianjaben’lmahamasina no hanaovana ny fankalazana ny faha 15taona ny antoko Tim rahampitso sabotsy 8jolay . Gazety Valosoa RakotoDpte Felix Randriamandimbisoa,Mandroso RandriaRna NjakaLahatra AndriamahatsangyIsambilo AndrianasoloPhilippe Emile Razafimanantsoa Yvon Rakotomalala Malagasy Noverezina ZO

#Fandriampahalemana #Hetsibahoaka

 

.

Arreté Tribunal 7 Jolay

Flash info5

Hanitriniaina Razafimanantsoa. 07/07/2017.

VAOVAO TSARA HOANTSIKA
NANDRESY TAO @ TRIBUNAL ADMINISTRATIF NY TIM MIKASIKA NY ARRETE NY PREFET DE POLICE MANDRARA NY TSY AZO AMPIASANA NY STADE MAHAMASINA.
NOHO IZANY AFAKA MAMPIASA ARA-DALANA SY ARAKA NY DIDIM-PITSARANA NY STADE MAHAMASINA NY TIM RAHAMPITSO 08 JUILLET 2017 . ISIKA MANARA DALANA HATRANY…,

.

ALERTE INFO : Le tribunal administratif a ordonné le sursis à exécution de la décision de la préfecture de police de ne pas autoriser la manifestation du parti Tiako i Madagasikara.

.

Une euphorie de courte durée…le CIRGN persiste et réfute la décision du tribunal

Les forces de l’ordre ne veulent pas quitter le stade municipal de Mahamasina et réfute la décision du tribunal administratif ! Le CIRGN ( Circonscription interrégionale de la gendarmerie nationale) tiendra une conférence de presse dans l’après-midi !

.

Les partisans du TIM arrivent à Mahamasina, l’EMMOREG ne bouge pas !

Les partisans tu TIM sont actuellement devant le stade de Mahamasina. Ils attendent toujours le départ de l’EMMOREG qui ne semble pas prendre des mesures pour quitter les lieux

.

TiaTanindrazana.

  • 07/07/2017 – 15:30 : Zandarimariam-pirenena: Hisy ny fiovan’ny fepetra raha toa ka mahazo baiko am-bava na an-taratasy izy ireo taorian’ny didy navoakan’ny tribonaly misahana ny ady hifanaovana amin’ny fanjakana fa hatreto aloha dia mbola mipetraka ny fepetra amin’ny fanidiana ny kianja.

.

Mahamasina, miziriziry tsy mety miala, taminy 18h androany.

Mahamasina @ 18h

.

Arp Helisoa . 07/07/2017.

 Nanambara ny tompon’andraikitra ny zumba fa atao anio hariva ami 3 ny famerenana zumba farany atao rahampitso. ampitapitaho e! Gazety Valosoa Rakoto. Malagasy Noverezina ZO.
… Tsy nahazo niditra !!!

 

 

ENY MAHAMASINA DAHOLO … RAHAMPITSO

TTanindrazana2

mahamasina3
Ph Mcm 2014.
Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s