Marc Ravalomanana-Tim, 08 Jolay 2017. Niaraka taminy vahoaka ny filoha mivady.


FAHA-15 TAONAN’NY TIM
TIAKO I MADAGASIKARA

Hôtel Carlton
8 jolay 2017
Carlton Ravalo Jean Luce

Carlton M R Ofisialy1

Sary Marc Ravalomanana – Ofisialy

Carlton Tim5

Sary Hanitriniaina Razafimanantsoa

Sary.  www.sobikamada.com (Patrick Raharimanana).

 Marc Ravalomanana – Ofisialy. Anosy Carlton.

Marc Ravalomanana ofisialy4

Sakoraka Raharimanana P4

Sakoraka Raharimanana P15

(Sary Sobika). www.sobikamada.com

Ambohidahy, Andohan’Analakely.

Marc Ravalomanana ofisialy3

Marc Ravalomanana ofisialy2

Sary Marc Ravalomanana – Ofisialy

Madagascar Informations à Analakely...

Na dia norarana hatramin’ny farany aza ny fikasan’ny antoko TIM hankalaza ny faha 15 taona niorenany tao amin’ny kianjaben’ny Mahamasina, dia tonga maro ny olona nanotrona an-dRavalomanana na dia teny andalambe ihany aza. Araho ny sary …

.

Jean-Luce Randriamihoatra #Tsingerintaona

TIM-15

ANOSY … TUNNEL AMBOHIDAHY. Vahoaka milamina …

Anosy Jean Luce5

Raharimanana Patrick 

Maro ireo efa niandry teo amin’ny vavahadin’ny Carlton izay nodidinina mpitandro ny filaminana, nizotra hatrany ny fiara nitondra an’Andriamatoa Marc RAVALOMANANA, nanaraka azy ireo olona handeha hamonjy ny kianjan’ny Mahamasina.

Tsy neken’ny mpitandro ny filaminana anefa izany fa dia teo no nijanona ka nizotra nivily handeha hahazo ny kianjan’ny 13 Mey indray ry zareo, nirohitra nahazo an’ny tunnel Ambohidahy.

Teo amin’ny Super Music anefa dia nandefa baomba mandatsa-dranomaso ny mpitandro ny filaminana ary dia anisan’ny tao ny fiara nitondra an’Andriamatoa RAVALOMANANA. Niparitaka avy hatrany ny olona teo.

Ny fiara nitondra an’i Ravalomanana kosa dia nandeha tany Faravohitra ka teny izy no nanao fanambarana fa mbola hiverina eny Mahamsina amin’ny manaraka.

Tsy nisy ny naratra na ny voasambotra fa dia niverina mizotra ara-dalana ny fifamoivoizana hatreto.

(Sary Sobika). www.sobikamada.com

Sakoraka Raharimanana P6

Sakoraka Raharimanana P17

Sakoraka Raharimanana P2

Sakoraka Raharimanana P8

Sakoraka Raharimanana P10

Sakoraka Raharimanana P11

Sakoraka Raharimanana P21

Sakoraka Raharimanana P24

Sakoraka Raharimanana P23

Sakoraka Raharimanana P29

 www.sobikamada.com (Parick Raharimanana).

Faravohitra

Faravohitra Ravalo

Nanatitra ny filohan’ny TIM Marc Ravalomanana tety Faravohitra ireo mpomba azy. Gazety Valosoa RakotoPhilippe Emile Razafimanantsoa

Ravalo naterin'ny vahoaka1

Ravalo naterin'ny vahoaka2

Ravalo naterin'ny vahoaka3

18 Jolay 2017.

 

 

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s