Marc Ravalomanana, 13 Jolay 2017. Hosamborina ? « Tsy mataotra an’izany aho ».

Valandresaka ho an’ireo mpanao gazety natao anio 13 jolay 2017.

Misy ny milaza sy manely tsaho fa ho samborina hono aho, TSY MATAOTRA an’izany aho fa ny olona izay MANARA-DALANA indray ve no ho samborina eto Madagasikara ?
Nihaona tamin’ireo Masoivoho Frantsay sy Amerikanina eto Madagasikara koa aho tamin’ity herinandro ity, tena gaga sy talanjona izy ireo tamin’ny zavatra niseho mahakasika ny Fankalazana ny faha 15 taonan’ny antoko TIM. Mbola HANKALAZA izany isika eto Antananarivo fa aza mataotra ianareo.
Momban’ny tolo-kevitra izay nataony ny CENI ny amin’ny hamerana ny vola enti-manana amin’ny fampielezan-kevitra indray, tena MANKASITRAKA izany aho,ary aleo ho hita mazava eo izay tena tian’ireo vahoaka mifidy. 🙂

Marc Ravalomanana – Ofisialy 

Ma conscience est tranquille, je n’ai pas commis d’infraction !

Le président Marc Ravalomanana a expliqué qu’il n’a rien fait d’illégal samedi dernier. Il a tout simplement voulu célébrer la 15e anniversaire de son parti mais on lui a interdit Mahamasina « Je n’ai pas peur d’être arrêté pour la simple raison que je n’ai commis aucune infraction. Ma conscience est tranquille ». Ainsi, ses détracteurs n’ont qu’à bien se tenir…

 

 

Fankalazana ny 8 Jolay1

Fisamborana Ravalo

Olivier Mahafaly. Hosamborin’ny fanjakana Atoa Marc Ravalomanana ?

 

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s