« Tany tsy misy lalàna », Dadan’i Zina.

TANY TSY MISY LALANA ?

 

Tsy hitan-dRaforsa izay hovonjena.

( Tsy nahavaha olana angaha ny malety?)

Tsy mety milamina ny firenena,

Mitombo isan`andro ny zava-tsy mety.

 

Vao mainka nangidy ny faharesena

Fa tsy azo nahodina ny fitsarana ?

Nandresy ny TIM ka dia nekena,

Fa hisy ny hetsika sy ny korana.

 

Kinanjo tsy niova ny hevi-bontolo

Fanaon`ireo manana ny fahefana,

Ka dia miaramila no namono lolo,

Nijoro, nandrara , nameno tanàna.

 

… Fa tany tsy misy lalàna raha tsorina

Ny eto amintsika ka dia mahonena.

Ny sain`ny mpitondra no efa lomorina

Sa ibahanan`ny fitiavantena ?

 

DADAN`i ZINA (12-07-17). Ny Valosoa.

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s