Mpitsara mitokona. Fanambaran’ Atoa Harry Laurent Rahajason. Valiny avy aminy SMM.

SMM Actions

Fanirisoa Ernaivo, 13 Juillet 2017.

Que Monsieur le Ministre de la Communication se rende à Ampanihy, Ambovombe, Taolagnaro, Farafangana, Mananjary, Manakara, Betroka, Toliara, Ihosy, Fianarantsoa , Ambositra, Antsirabe, Antsiranana, Antalaha, Analalava, Maroantsetra, Maintirano, Tsiroanomandidy, Miarinarivo, Akazobe, Morondava, Miandrivazo, Cour Supreme Anosy, Cour d’Appel Anosy TPI Anosy, Toamasina , Vatomandry, Port Bergé , Maevatanana, Fenoarivo Antsinana, Moramanga, Ambatondrazaka, Mahajanga,Ankazoabo, sns ……


Et qu’il me dise directement que les Magistrats qui s’y trouvent ne font pas la grève.
La greve des magistrats est suivi dans toute l’Ile à 98% d’après les informations qui nous sont parvenues jusqu’ici.
Encore un mensonge ………………………….

Rangorindralesoka Zanakandriana . 14 Juillet 2017.

Eto Anosy , Mpitsara Malagasy maro no mitokona eo @ tokotanimpitsarana, hatr@ alarobia no efa tsisy ny audience, paralysie tanteraka ny Fitsarana eraky Mcar.

Raha tsiahivina dia efa nifandona mafy t@ Ravalomanana fony izy Filohampirenena ny SMM izay nigrevy saingy niaiky Ra8 t@ farany fa tokony hatsaraina ny fiainan’ny Mpitsara raha tena hiady @ kolikoly . Saingy rava ny fitondrandRa8 ka tsy nisy tanteraka ny fampanatenandRavalo ny hanatsara ny tontolon »ny Mpitsara.

Nifandona t@ fitondrana Rajoelina nandritry ny tetezamita koa ny Smm izay niroso t@ grevy ary nilefitra ny filoha Rajoelina.

Ankehitrio, miroso @ grevy indray ny SMM rehefa nanome délai 10andro ny Fanjakana, ny Fanjakana izay tsy mbola nanisy akony ny grevy smm hatr@ izao ora izao.

Hohita eo ny tohiny, WAS

SMM Actions2 14 Jolay

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s