Antananarivo-Ivandry, 14 Jolay 2017. Fetin’ny Frantsay. Lalao sy Marc Ravalomanana.

Ivandry

 

Maniry fifidianana mangarahara sy tsy manavaka

 

Nankalazaina  omaly  14 jolay teny amin’ny  Résidence de France Ivandry  ny fankalazàna ny fetim-pirenenena Frantsay 14 jolay . Nanome  voninahitra ny fotoana  teny antoerana  ny  filoha nasionalin’ny antoko Tiako i Madagasikara Marc Ravalomanana sy ny ben’ny tanànan’Antananarivo Lalao Ravalomanana notronin’ireo mpiara-miasa taminy . Ireo solontenam-panjakàna  notarihin’ny lehiben’ny governemanta Mahafaly Solonandrasana  Olivier  sy ny minisitra  miaraka aminy ,  ireo lehiben’ny andrim-panjakàna ary olo-manakaja sivily sy miaramila .

Nandritra izany , nisy ny kabary fiarahabàna sy fanehoana fisaorana ho an’ireo rehetra nahatontosa  ny  fety  fankalazàna ny fetim-pirenena , mpiasan’ny ambasady, ny mpiara-miombon’antoka  ary ireo vahiny nasaina  rehetra  nataon’ny ambasadaoro miasa sy monina eto Madagasikara Veronique Vouland – Aneini . Ankoatra izay , niompana tamin’ny lohahevitra maro ny  kabary  nataony , toy  ny fiaraha-miasa  ara-diplaomatika eo amin’ny firenena roa tonta , fanabeazana ,  lafiny fiovaovàn’ny toetr’andro ,  eo  amin’ny lafiny  ara-toekarena ary indrindra eo amin’ny lafiny ara – politika .

Vao nahavita ny dingana  rehetra momba ny fifidianana i frantsa , Madagasikara koa dia hiditra amin’izany . Maniry mafy izahay hoy Veronique Voulan  fa izany fifidianana izany dia efa ao antsain’ny maro  dia ny fifidianana  hanamafy ny  famaharan’ny firenena ao amin’ny demokrasia , fifidianana mitaratra ny safidy malalaka  eo amin’ny vahoaka Malagasy  ary ho fifidianana Mangarahara  sy Tsy Manavaka tsy hanembatsembana  ny fahamarinan-toeran’ny firenena sy ny fahamarinan’ny olona .  

 Helisoa. Ny Valosoa.

Arp Helisoa . 14 Jolay 2017.

Ny filoha Marc Ravalomanana sy ny ben‘ny tanana Lalao Ravalomanana tonga manatrika ny fetimpirenena Frantsay Gazety Valosoa Rakoto

.

Le couple Ravalomanana invité par l’ambassadeur de France, Véronique Voulant Aneni à la résidence de France lors de la célébration du 14 juillet 20017

.

Marc Ravalomanana Ofisialy.

Ivandry 14 Jolay6

MROfisialy1

MROfisialy3

MROfisialy4

MROfisialy5

MROfisialy9

MROfisialy6

MROfisialy7

Marc Ravalomanana Ofisialy.

.

 Arp Helisoa Gazety Valosoa Rakoto.

Ivandry 14 Jolay5

Ivandry 14 Jolay2

Ivandry 14 Jolay1

Ivandry 14 Jolay11

Ivandry 14 Jolay12

Ivandry 14 Jolay4

Ivandry 14 Jolay10

Ivandry 14 Jolay13

Ivandry 14 Jolay15

Ivandry 14 Jolay16

Ivandry 14 Jolay18

Ivandry 14 Jolay19

Ivandry 14 Jolay22

Sary,  Arp Helisoa Gazety Valosoa Rakoto.

14 juillet en photos à la Résidence de France à Ivandry.

Sary, Raharimanana Patrick

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s