Archives mensuelles : août 2017

« Aleo ho anay ny Fitantanana fa… », Dadan’i Zina.

Cette galerie contient 3 photos.

–   “ALEO HO ANAY NY FITANTANANA FA…”     Aleo ho anareo hoe ny fitantanana ? F`angaha tsy `nareo izao no efa eo ? Te hanindry mafy an-dRavalomanana, Ka dia “midelira” , mampiaka-peo ?   Aleo ho anareo hoe … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

CUA-Antananarivo, 31 Aogositra 2017. Anosy sy ny manodidina. Fanadiovana.

Cette galerie contient 2 photos.

– CUA serasera. 31/08/2017.   ANOSY SY NY MANODIDINA Ny Alakamisy 31 Aogositra 2017 dia nanao fanadiovana goavana teny amin’ny faritra Anosy sy ny manodidina ny Kaominina Antananarivo Renivohitra, fanadiovana izay notarihan’ny Chef de Corps ny Polisy Monisipaly, ireo Polisin’ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Ambatolampy, 31 Aogositra 2017. Marc Ravalomanana, Fihaonamben’ny Fifohazana-Fjkm.

Cette galerie contient 2 photos.

Manatrika ny fihaonamben’ny « Fifohazana » i Dada  gvalosoa | Août 31, 2017 Arp Helisoa   Tonga nanotrona ny fihaonambe voalohan’ny seha-pitaizana ao amin’ny fifohazana FJKM tao Ambatolampy.ny filohan’ny jobily faha 50taona ny FJKM Marc RavalomananaGazety Vlosoa Rakoto. Mpizaika 1200 no tonga nanatrika ny fihaonambe … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

« Mahalasa saina ihany… », Onitsoa Tsiverihanta.

Cette galerie contient 2 photos.

. Mahalasa saina ihany hoe ho hatraiza re no fetran’ny politikan-kibon’ny Malagasy namana? Toa zary mampiambaka fa mitady tsisy hisatra, tsy misy fidy intsony ny amin’izay ho lalana, Rehefa misy hihinana hidirana daholo fa vola zao fitady ny herim-po fanary Tsy … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

CUA-Antananarivo, 30 Aogositra 2017. Mahery vaika ny fahantrana mitondra loto sy adalana. Mahemenatra.

Cette galerie contient 2 photos.

. CUA serasera . 30 Aogositra 2017. FANADIOVANA Ambodifilao sy ny manodidina Aman-taonina isan’andro ny fako avelan’ireo mpivarotra amoron-dalana, ny 4-mi, ny mpandalo sy ny maro hafa koa eto an-drenivohitra ka izay indrindra no anton’ireo hetsika fanadiovana maro izay atao eto … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 29 Aogositra 2017. Tvm mamafy lainga, Ekar Morondava, Fampihavanana, Maitre Olala…

Cette galerie contient 2 photos.

– Ravalo sy ny katolika tany Marondava Mandiso vaovao ny TVM sy ny gazetin’ny mpitondra   Mahakasika  ny fafy  lainga sy tsaho naelin’ny  fahitalavim-panjakàna  TVM,  sy ny gazety mpomba ny fitondràna  HVM,  fa hoe  lasa nandeha aloha  ny filoha Marc … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , , | Laisser un commentaire

Orinasa, tany, harena… Izay nalaina an-kolaka, kolikoly, fanodikodinana… dia azon’ny Fanjakana alaina.

Cette galerie contient 2 photos.

  . Avereno daholo.   Tsy ilaina akory ny fanadihadihana, fa efa nivoaka taminy herin-taona ny valiny. Ny anaran’ireo « voapaingotra » taminy raharaha maloto (Panama Papers) dia fanta-poko fanta-pirenena. Tsy misy izay tsy mahalala fa nambotry ny vahoaka Malagasy ireo rehetra … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

« Mba lanjalanjao izay tenenina », Dadan’i Zina.

Cette galerie contient 2 photos.

– MBA LANJALANJAO IZAY TENENINA     “Izahay aloha no eto , mahandrasa fifidianana”. Teny an`avona toy izany no mba voiziny eto an-dasy ? Tenin`olon-tsy mivonona ny handrindra fihavanana, Ka dia hanantena inona ny vahoaka malagasy ?   “Izahay aloha … Lire la suite

Galerie | Laisser un commentaire

Vaovao. Flash Infos.

Cette galerie contient 2 photos.

  – Ny MCM manohana ny Filoha Marc Ravalomanana. Invitation du président Marc Ravalomanana En présence du Président du TIAKO I MADAGASIKARA, Marc RAVALOMANANA, le TIM Frantsa organise le quinzième anniversaire du TIM ici en France. Les adhérents au parti, … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Morondava. Ekar sy Marc Ravalomanana. Mirefarefa indray ny mpanao gazety sasany.

Cette galerie contient 2 photos.

    Zaika be roa no natrehan’ny Filoha Marc Ravalomanana tany Morondava ny alahady 27 Aogositra teo. Ny ankizy katolika-Diosezy Morondava. Ny Sampana Laika-Fjkm. – Mandroso Randria . 28 août 2017 – DIOSEZY MORONDAVA : Fihaonana aninkeho maraina teo amin’ireo mpitantana ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire