Archives quotidiennes : 1 août 2017

« Ny tonta ihany no avadibadika », Dadan’i Zina.

Cette galerie contient 2 photos.

. NY TONTA IHANY NO AVADIBADIKA   Aiza marina ny hery vaovao, Fa toa ny tonta no mivadibadika ao ? Jerena akaiky dia ny lo sy ny efa boboka, Sa ireo no mbola vonona “hijoboka” ?   Lany olona ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 01 Aogositra 2017 (II). Fitondrana Hvm, Harifidy Ramanandraibe, Facebook…

Cette galerie contient 2 photos.

– Fitondrana Hvm Miasa fe miasa sisa ary misarangotra amin’izay azo isarangotana   Miditra sahady amin’ny volana faha-volana amin’ity taona 2017 ity isika ankehitriny, ary tsy misy afa-tsy efa-bolana sisa dia ho tapitra ny taona. Raha manao tombana amin’ny zava-bitan’ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 01 Aogositra2017 (I). Tsiandopy Mahafaly, Mamy Rakotoarivelo, Tsy fandriampahalemana, Mangataka famelana (2009)…

Cette galerie contient 2 photos.

  – Tsiandopy Jacky Mahafaly Maty nisy nanakenda tao an-tranony   Mahavariana ihany ny zavatra niseho tato ho ato teto amintsika. Araka ny vaovao voaray omaly, maty tao an-tranony koa i Tsiandopy Jacky Mahafaly. Efa PDS ny Faritanin’Antsiranana izy tamin’ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Marc Ravalomanana-Manakara, 01 Aogositra 2017. Kongresin’ny faritra Vatovavy sy Atsimo Atsinanana.

Cette galerie contient 2 photos.

  – Marc Ravalomanana – Ofisialy 1 Aogositra 2017. Tongasoa eto Manakara  – Arp Helisoa . 01/08/2017. Atao ny alakamisy 3 Aogositra izao ao Manakara Renivohitry ny faritra Vatovavy Fitovinany ny kongresimparitry ny antoko Tiako i Madagasikara Faritra vatovavy sy Atsimo … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Ankazobe, Lozam-piarakodia mahatsiravina. 01 Aogositra 2017. Roapolo eo eo ny isan’ireo namoy ny ainy.

Cette galerie contient 2 photos.

– 24h Mada était en direct. Ety amin’ny HJRA amin’izao fotoana izao mikasika ilay lozam-pifamoivoizana alina teny Ankazobe. Tazana ety ihany koa ny Solombavam-bahoaka voafidy tany amin’ ny faritr’ Itasy. Izy no Pasitera nitondra ny Stk anisany velona tao anatin’ ilay … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Tetezana Fatihita (Ambositra). Marc Ravalomanana. Fanasina7.

Cette galerie contient 3 photos.

Potika tamin’ny 29 Mars 2002. Ratsiraka. – Fatihita Vaovao, namboarin’i Marc Ravalomanana. . Dondresaka 30 Jolay 2017. fanasina7. 31 Jolay 2017. MINISITRY NY NIFY O leiroa a ! Raha mbola tsisy vola hanamboara-tsolonify Dia aza mitetateta manenjika mihitsy Tsarovy fa … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire