Tetezana Fatihita (Ambositra). Marc Ravalomanana. Fanasina7.

Potika tamin’ny 29 Mars 2002. Ratsiraka.
Fatihita 2002 My Dago
Fatihita Vaovao, namboarin’i Marc Ravalomanana.
Fatihita Ravalo
.
Dondresaka 30 Jolay 2017.
fanasina7. 31 Jolay 2017.

MINISITRY NY NIFY

O leiroa a !
Raha mbola tsisy vola hanamboara-tsolonify
Dia aza mitetateta manenjika mihitsy
Tsarovy fa na dia io tetezan’i Fatihita
Dia mbola i Ravalomanana anie no nahavita e !

Ary aza manàla baraka ny foko betsileo
Fa na mijery anao fotsiny aza dia efa mankaleo
Mirefarefa loatra, ‘lay toe-tsaina efa lomorina
Aza gaga raha tsarain’olona hoe : ianao biby mitorina.

Ary aza manonofy ho tonga ho minisitra
Fa raha ‘zao toe-tsainao ‘zao, dia tsy ho ao anaty lisitra
Raha tsy hoe angaha, asina ministera vaovao
Dia ho minisitry ny nify no anjara-toeranao !

Dia aza mora tezitra raha kihaninay madinika
Fa mba valin-kafatra ito, avy amin’ny mpandinika.

*** fanasina7 ***
013107171304
(mpanoratsora-poana)
– partage autorisé –

 .
Antananarivo
Aza adino fa i Ramatoa Lalao Ravalomanana no Ben’ny Tananan’Antananarivo, ary Andriamatoa Marc Ravalomanana no mpanolontsaina manokana (conseiller spécial)… rehefa mandalo ny Renivohitra ianao. Tsy misy handroaka anao hiala ny tanana i Iarivo, aza manahy.
.
Fanjakan’Andriana (monarchie) hoy ianao no mety amin’i Madagasikara. Aiza indray no toerana mba tianao ?
.
Ministra hono
.

 

 

Fatihita - le nouveau pont

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s