Archives quotidiennes : 3 août 2017

Ny Valosoa, 03 Aogositra 2017 (II). Mbola hangina? Mpitondra mieboebo, Ambatondrazaka, Antananarivo…

Cette galerie contient 2 photos.

  – MBOLA HANGINA VA ISIKA ?   Mbola hangina va isika sady mbola hitazantazana, Nefa iarahana mahita ny manjo ny tanindrazana ? Efa potika tanteraka , mikorosy lava izao, Vokatry ny hagegen`iretsy hery vaovao ?   Mbola hangina va … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 03 Aogositra 2017 (I). Ankaramalaza-Ravalomanana, Tsiandopy, Ankazobe, Fisaonana…

Cette galerie contient 2 photos.

  – Toby lehibe Ankaramalaza Tsy voafafa ny zava-bitan’ny filoha Marc Ravalomanana   Nifarana  omaly 2 Aogositra   ny  isan-kerintaona  faha-76   ny Fifohazana  ao amin’ny  Toby lehibe Ankaramalaza .  Ny tenin’Andriamanitra nanompanana ny fotoana  dia araka ny voasoratra  hoe :  ‘  Ary … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire