Archives quotidiennes : 4 août 2017

Tiako i Madagasikara-Mananjary, 04 Aogositra 2017. Faha 15 taona ny Antokon’i Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

  – Marc Ravalomanana – Ofisialy  MANANJARY.  Nandalo teto an-tsena izahay alohan’ny namonjena ny fivoriana atao miaraka amin’ny Antoko TIM sy ireo mpiaradia aminy. – Arp Helisoa  Mihaona amin’ireo mpikatroka Tiako i Madagasika ao amin’ny trano malalaky Saint Augustin ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Ilay boaikely’ty », Fanasina7.

Cette galerie contient 2 photos.

– ILAY BOAIKELY ‘TY   Na mpanao politika ianao, na mpitondra fivavahana Mpihira, mpanakanto … malaza anarana Ny haino aman-jery, ny gazety, boky, sy ny etsetra : – Ianao ve ? – mpanabe, mpitaiza ny vahoaka rehetra rehetra. Fa ilay … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Fjkm. Mananjary-Sampana Mpanazava sy Tily Madagasikara, 04 Aogositra 2017. Marc Ravalomanana sy ireo tanora.

Cette galerie contient 2 photos.

    – Fihaonan’ny filoha Marc Ravalomanana sy ireo tanora Mpanazava Tily par gvalosoa | Août 4, 2017 Manatrika ny Komity Foibe sy Fihaonambe an’ny Sampati FJKM eto Mananjary ny Filoha Ravalomanana, sady filohan’ny kômity 50 Taona FJKM. Dia tena fihaonan’ny ray … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Tiako i Madagasikara-Manakara, 03 Aogositra 2017. Faha 15 taona ny Antokon’i Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

Kongresim-paritry ny antoko Tiako i Madagasikara eto Manakara , vory lanona ireo mpikatroka marobe tonga tao antoerana  gvalosoa | Août 3, 2017 – Arp Helisoa . 03 Aogositra 2017. Faha 15 taona ny antoko Tiako i Madagasikara ao Manakara. Misokatra zao maraina … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire