Fjkm. Mananjary-Sampana Mpanazava sy Tily Madagasikara, 04 Aogositra 2017. Marc Ravalomanana sy ireo tanora.

 

 

Fihaonan’ny filoha Marc Ravalomanana sy ireo tanora Mpanazava Tily

Manatrika ny Komity Foibe sy Fihaonambe an’ny Sampati FJKM eto Mananjary ny Filoha Ravalomanana, sady filohan’ny kômity 50 Taona FJKM. Dia tena fihaonan’ny ray amandreny sy ny zanaka tokoa satria nisy ny resaka sy fampianarana mivantana tamin’ireo tanora Mpanazava sy Tily !

Marc Ravalomanana – Ofisialy. 4 Aogositra 2017, Famaranana ny Komity Lehibe sy fihaonambe Sampana Mpanazava sy Tily-SAMPATI FJKM teto Mananjary.
« Aoka hirehitra ny jironareo » Lioka 12-35.

Arp Helisoa . Mananjary ‘aoka hirehitra ny jironareo’ Lioka 12- and 13. Fihaonambe sampana Tily sy mpanazava eto Mananjary.

.

Mananjary Tily1

Mananjary Tily3

Mananjary Tily4

Mananjary Tily16

Mananjary Tily17

Mananjary Tily10

Mananjary Tily6

Mananjary Tily13

Mananjary Tily12

Mananjary Tily14

Mananjary Tily11

Mananjary Tily7

 

Mananjary Tily15

Ravalomanana tao Mananjary Velom-panantenana ny rehetra

05/08/2017

Nihazo an’i Manjary ny Filoham-pirenena teo aloha Marc Ravalomanana, taorian’ny nahavitan’ny Kongresim-paritry ny Antoko ny antoko Tiako I Madagasikara tao Manakara ny alakamisy teo.

Nifanandrify indrindra tamin’ny famaranana ny komity Lehibe sy ny Fihaonamben’ny Sampana Mpanazava sy Tily (SAMPATI) FJKM, izay natao tao an-toerana omaly izany, ka isan’ny niatrika izany ny filoha teo aloha. Faly aho nanatrika sy niaraka niombom-bavaka ary nizara fampianarana fohy taminareo zanaka teto androany, hoy I Marc Ravalomanana. Meteza mandrakariva ho vavolombelon’i Tompo,mananà finoana sy fanantenana ary fitiavana hatrany no hafatra nataony ho an’ireo tanora ao anatin’ny famirapiratana tanteraka.

Nandalo teo amin’ny tsena ihany koa, ka hafaliana sy horakoraka hatrany no nandraisan’ny mponina azy sy ny delegasinonina notarihy. Taorian’izay, dia nisy ny fivoriana natao miaraka amin’ny Antoko TIM sy ireo mpiaradia aminy. Mahomby ny fomba fifandraisan’I Marc Ravalomanana amin’ny fiarahamonina, ka na aiza na aiza aleha, dia vory hatrany ny vahoaka. Tsy mila tambiny na karamaina fa am-pitiavana satria tadiavin’ny olona ny filoha teo, fa tsy tahaka ny hafa.

Velona sy miaina ary tafapaka any am-pon’ny olona ny fitiavana sy ny fanantenana, fa I Marc Ravalomanana fa amin’izao fotoana izao, dia Marc Ravalomanana no hany azo hantenaina afaka hanavotra ny firenena eo ambany ziogan’ny fahantrana.

Toky R. TiaTanindrazana

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s