Archives quotidiennes : 5 août 2017

Toliara, 05-06 Aogositra 2017. Fihaonamben’ny Dorkasy Fjkm, Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

Nandalo teny Isalo. . Avy tany Manakara sy Mananjary, mandalo tao Isalo. Ho an’i Toliara. Guy Rivo Randrianarisoa . 05/08/2017. Mba miala voly kely mijery ny zava misy teny isalo. – Toliara 05 Aogositra. Joel Rakoto‎T.I.M tiako i madagasikara™. 05/08/2017. Vaovao. EFA … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 05 Aogositra 2017 (II). Vidim-piainana, Hvm mikiry, Mapar-Ankazobe, Stk Fjkm-Paul Rabary…

Cette galerie contient 2 photos.

  – Fahantram-bahoaka Tsy misy azon’ny fitondrana ialàna bala ny tsy fahombiazany   Miezaka manarona na manafina ny tsy fahombiazany amin’ny fitantanana ny firenena ny fitondrana ankehitriny ka isehosehoana avokoa izay zavatra vita, na dia bitika aza, ilazana fa miasa … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 05 Aogositra 2017 (I). Matanjaka ny Tim, Fiasan’ny Hvm, Fahantran’ny Firenena…

Cette galerie contient 2 photos.

  – Manakara, Mananjary Voaporofo fa antoko anisan’ny matanjaka indrindra ny TIM   Vory lanona  tao amin’ny hotel Magneva  ao Manakara   ireo mpikatroka Tiako i Madagasikara (TIM)  nandritra ny kongresim-paritra  Vatovavy Fitovinany  sy Atsimo Atsinanana  natao ny 3 aogositra lasa … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

Voasambotra i Solomanjary Francesco. Raharaha Tsiandopy J. Bebel Betombo.

Cette galerie contient 2 photos.

  NOSY BE LE 05 Aout 2017 (Raharahan’ny TSIANDOPY Jacky) Araka ny loharanom-baovao azo avy tamin’ny police nationale eto nosy be dia izy no SOLOMANJARY Francesco tokony eo amin’ny 20 ans eo izy ity, izy no anisany voarohirohy sy ahihina … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

« Vao maika ho lany », Fanasina7.

Cette galerie contient 2 photos.

– VAO MAIKA HO LANY   Isan’andro, vao miposaka Dia miraraka, mitosaka Am-pesiboky sy ainterinety Na an-dRadio sy an-gazety Ny enjika an-dRavalomanana ‘Lay lehilahy malaza anarana. Tsy mandingana andro mihitsy Ny rahom-bava, tsy ankitsitsy Fanaratsiana sesilany Fankahalàna fahatany Noho ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire