Voasambotra i Solomanjary Francesco. Raharaha Tsiandopy J. Bebel Betombo.

 

NOSY BE LE 05 Aout 2017 (Raharahan’ny TSIANDOPY Jacky)

Araka ny loharanom-baovao azo avy tamin’ny police nationale eto nosy be dia izy no SOLOMANJARY Francesco tokony eo amin’ny 20 ans eo izy ity, izy no anisany voarohirohy sy ahihina tamin’ ny famonoana mivantana an’ i Tsiandopy Jacky.

Tatran’ny police nationale eto antoerana nandritra ny fizahana festival somaroho eto Nosy Be Hell Ville ny tenany alina teo tokony tamin’ ny 02 ora sy sasany maraina. Anisany fianakaviana akaiky ny tompokolahy i Francesco. Mbola ao anaty famotorana tanteraka ny polisim-pirenena eto an-toerana amin’ izao fotoana izao.
Fantatra io nandritra ny valan-dresaka ho an’ ny mpanao gazety izay nataon’ny Kaomisera eto an-toerana RABEARIVONY Joël nanazava kokoa mahakasika ity raharaha ity.
Raha tamin’ny maraina izy dia nisorany maloto na tay vatany manontolo boka amin’ny lohany isaka amin’ny vitiny ary halefa any antananarivo i SOLOMANJARY Francesco
Ny zandaro no mandray antanana manao ny fanadihadiana fa ny police eto nosy be kosa nahatakatra satria efa nisy ny fitadihavana ity SOLOMANJARY Francesco ka naparitaka nanerana ny Madagascar eo anivon’ny mpitandro filaminana.

Bebel Betombo

05/08/2017 – 10:30 : Raharaha Tsiandopy Jacky:

Voasambotra ny lehilahy iray antsoina hoe Velomanjary Francesco, anisan’ny voarohirohy tamin’ ny famonoana mivantana an’ i Tsiandopy Jacky. Tratran’ ny Polisim-pirenena teo am-pijerena lanonana iray tao Nosy Be Hell Ville ny tenany androany tokony ho tamin’ ny 02 ora sy sasany maraina. Fianakaviana akaiky an’ Itompokolahy ihany izy io. Mbola ao anaty famotorana tanteraka ny polisim-pirenena any an-toerana amin’ izao fotoana ary hanao valan-dresaka ho an’ ny mpanao gazety ny Kaomisera ao an-toerana, RABEARIVONY Joël hanazava bebe kokoa ny raharaha. TiaTanindrazana.

Tsiahy (Rappel).

Un de ses neveux activement recherché par les enquêteurs

Un avis de recherche est lancé à l’encontre de l’un des neveux de l’ancien ministre Jacky Tsiandopy. Il est soupçonné du meurtre de son oncle ! Affaire à suivre…

Tsiandopy Jacky Mahafaly, 31 Jolay 2017. Ministr’i Marc Ravalomanana, maty nisy namono tao antranony.

 

– Guy Rivo Randrianarisoa  Efa minisitry ny asam-panjakana. Efa filoha lefitra nasionaly ny antoko Tiako i Madagasikara, TIM. Nodimandry nisy namono tao antranony alina Jacky Mahafaly TSIANDOPY. Mandria ampiadanana rahalahy. .

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s