Archives quotidiennes : 6 août 2017

Ankaboka-Andranolava (Distrikan’i Sakaraha). Dahalo : Rava sy may tanteraka ny tanana. Miisa 3000 ireo traboina.

Cette galerie contient 2 photos.

. Y’Faliku Fy Phine . 05/08/2017.  RAVA TSY MISY AZO RAISINA NY TANANAN’NY ANKABOKA,AO@KOMININ’NY ANDRANOLAVA ATY@DISTRIKANY SAKARAHA NOHO NY HETRAKETRAKIN’NY JIOLAHY NANAFIKA TAO T@ HARIVAN’NY ALAHADY 30 JUILLET LASA TEO Y’Faliku Fy Phine   NISESITANY TSY FIDINY IREO MPONINA,NISY IREO MBOLA AFAKA … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire