Archives quotidiennes : 7 août 2017

« Raha », Christiane Ramian.

Cette galerie contient 3 photos.

. Raha.   Raha mba nisy fanajana Ireo zava-iaraha-manana Angamba tsy mba noravana Izany ve ny fihavanana? Raha mba nisy fanjakàna To-teny sy nahaleo tena Tsy nisy ny tsy tan-dalàna Izao ve no Firenena? Raha mba nisy fitaizana Hanao ny … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

« Ny Fankahalana no lehibe indrindra », Fanasina7.

Cette galerie contient 2 photos.

NY FANKAHALANA NO LEHIBE INDRINDRA   Saika hangina aho, tsy hiteny Nitampin-tsofina eny ho eny Tsy te-hahita aho, nifindra efitra Nifehy tena sy nandefitra. Fa resy ihany aho nony farany K’aleo lazaiko ny anarany ‘Ty fahitalavitra « viva » Mampivonto fo ahy. … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire