Archives quotidiennes : 8 août 2017

Discrimination envers les minorités « métis » à Madagascar.

Cette galerie contient 2 photos.

 – Ny MCM dia mitaky ny ZO n’ireo olona ireo. Ministra telo @ izao fotoana dia « gasy-tapany » (Mines-Sinoa; Raharahambahiny-Libanaise; Industrie-Karana). Sa misy zanak’Ikala hafa ? Samy teraka tao Madagasikara daholo. Tsy mananJO vé, satria « métis-gasy » ? Malagasy izany aminay. Ahitsio … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 08 Aogositra 2017 (II). Vola sandoka, Tim-Andapa, Loza-Ankazobe…

Cette galerie contient 2 photos.

  – Vola vaovao Tsy ampy iray volana akory dia efa misy ireo sandoka   Vola sandoka 20.000 Ariary vaovao miisa 59 no saron’ny Polisy any Sambava taorian’ny fitarainana nataona mpivarotra iray avy any amin’ny Kaominina Ambohimalaza ny herinandro teo. … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

NY Valosoa, 08 Aogositra 2017 (I). Marc Ravalomanana, Ankaboka, Epp Malagasy, Fifidianana 2018…

Cette galerie contient 2 photos.

  – Tena akaiky ny olon-drehetra Faritra maromaro teto amin’ny Nosy tany amin’ny faritra atsimo atsinanan’ny Nosy iny, tany amin’ny faritra Vatovavy Fitovinany sy tany amin’ny faritra atsimo andrefan’ny Nosy iny no notsidihan’ny filoha Marc Ravalomanana ny herinandro lasa teo, … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , | Laisser un commentaire

« Defend l’Europe », le bateau antimigrants. Chris York (Huffington Post).

Cette galerie contient 2 photos.

Empêcher les migrants de traverser la Méditerranée.   Notre Mission. Chaque semaine, chaque jour, chaque heure, une invasion se déroule sous nos yeux. Des bateaux remplis de clandestins affluent sans cesse en direction de l’Europe. Cette immigration massive change le … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire