Archives quotidiennes : 10 août 2017

Ny Valosoa, 10 Aogositra 2017 (II). Ady tany, Fifidianana ho avy, Raharaha 10 Aogositra 1991…

Cette galerie contient 2 photos.

  – IREO MIROTSAKA HO MPAMPIHAVANA   Indreo fa efa vonombonona ary tazana hirotsaka Ny efa tena ratsy laza , ny olom-petsy kapotsaka. Ary dia nanora-tena fa hanohy ny fampihavanana, Na dia efa kilasiana ho olona maloto tanana.   Vola … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 10 Aogositra 2017 (I). Toamasina-Tim, « Bus intelligent », Fjkm Antsiranana, Vokatra Tiko…

Cette galerie contient 2 photos.

    – Kongresim-paritra sy faha-15 taonan’ny TIM Miandry an’i Dada i Toamasina sy ny faritra Atsinanana   Tao aorian’ny tany Manakara nanatanterahana ny kongresim-paritry ny antoko Tiako i Madagasikara (TIM), sy ny fankalazana ihany koa ny faha-15 taonan’ity antoko … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Didier Ratsiraka. Diaben’ny fahafahana 10 Aogositra 1991.

Cette galerie contient 2 photos.

    – Tsy nisy ny fitoriana fanamelohana ny Amiraly Didier Ratsiraka hatramin’izao   “Ento  miakatra  ity firenena ity  ,  ho ravàna  ny mandan’i Jericho”, Ireo  no teny filamatry ny   tolona nataon’ny  vahoaka Malagasy tamin’ ny taona  1991 nitakiana  ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Marins malgaches pris en otages à l’île Maurice. Béatrice Attalah et l’ambassade … pas au courant ! Lamentable.

Cette galerie contient 2 photos.

. . Six marins malgaches bloqués à Maurice depuis 2013 Inhumaines : c’est ainsi que l’on pourrait qualifier les conditions de six marins malgaches qui sont bloqués à Maurice depuis 2013. Ils logent sur leur bateau, Glory 2, en rade, sans … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Ambatomanga-Tsena, 09 Aogositra 2017. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

Mandroso Randria . 9 août 2017  AMBATOMANGA Nitsidika tetsy Ambatomanga ny Filoha RAVALOMANANA. Taorian’ny fanatrehana ny Fihaonamben’ireo Tale FJKM dia nidina teny antsena nihaona mivantana tamin’ny olona izy… Arp Helisoa  Ambatomanga. mitafatafa sy miantsena kely rehefa mandalo ny tanana Gazety Valosoa Rakoto . … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Ambatomanga-Fjkm, 09 Aogositra 2017. Ny TALEn’ny sekoly FJKM . Andriamahazosoa Ammi, Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

  – Arp Helisoa.09/08/2017. Fihaonamben’ny TALEn’ny sekoly FJKM teny Ambatomanga. Nanatrika izany teny antoerana ny filohan’ny komity faha 50taona ny FJKM Marc Ravalomanana., ny filohan’ny FJKM Irako Andriamahazosoa Ammi Gazety Valosoa Rakoto  

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire