Archives quotidiennes : 11 août 2017

Toamasina. Faha 15 taonan’ny antoko TIM, asabotsy 12 Aogositra 2017. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

    – Arp Helisoa.  11/08/2017 Vaovao Toamasina. Tsy nomen’ny manampahefana ao Toamasina alalana indray ny antoko TIM hanao kongresimparitra ao antoerana . Gazety Valosoa Rakoto. Madagascar Gazette. Ny Vaovao. – Mandroso Randria  —   11 août 2017 – TOAMASINA : FAMPAHAFANTARANA (… votre lettre … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Toamasina. Fjkm-Sekoly Alahady, 11 Aogositra 2017. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

Vory lanona ireo Sekoly alahady FJKM manerana ny Nosy par gvalosoa | Août 11, 2017 . Arp Helisoa. Toamasina. manatrika ny fihaonamben’ny sekoly alahady FJKM ny filohan’ny jobily faha 50 taona ny Fjkm Marc Ravalomanana ny maraina teo . Marc Ravalomanana – Ofisialy  … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

FLM Morarano Toamasina, 11 Aogositra 2017. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

Mankalaza ny faha 500 taona ny « reformasiona » ary ny faha 150 taonan’ny FLM ny sampana sekoly alahady par gvalosoa | Août 11, 2017 Fiangonana loterana Malagasy. FLM . Mankalaza ny faha 500 taona ny « reformasiona » ary ny faha 150 taonan’ny FLM ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Raharaha Mamy Ravatomanga. Enquête en cours… au conditionnel.

Cette galerie contient 2 photos.

  . Afera Mamy Ravatomanga Hanakonana ny raharaha Claudine R 10/08/2017 Tamin’ny alatsinainy hariva teo no tonga nisava ny trano fonenan’i Mamy Ravatomanga teny Ambohibao Amboaroy sy ny foiben’ny orinasa SODIAT etsy amin’ny Pradon Antanimena ny solontenan’ny Fampanoavana eto Antananarivo, … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

Mamy Rakotoarivelo, 10 Aogositra 2017. Mikatso ny fanadihadiana. GTiaTanindrazana.

Cette galerie contient 2 photos.

  . Raharaha Mamy Rakotoarivelo. Fa aiza ny valin’ny « Autopsie » ? 10/08/2017 Anisan’ny raharaha mbola mitana ny sain’ny maro hatreto ny nahafatesan’Itompokolahy Mamy Rakotoarivelo tampoka tao an-tokantranony, tapa-bolana lasa izay. Betsaka ny feo mandeha mikasika azy io  toy ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire