Toamasina. Faha 15 taonan’ny antoko TIM, asabotsy 12 Aogositra 2017. Marc Ravalomanana.

 

 

Vaovao Toamasina. Tsy nomen’ny manampahefana ao Toamasina alalana indray ny antoko TIM hanao kongresimparitra ao antoerana . Gazety Valosoa RakotoMadagascar GazetteNy Vaovao.

Note d'intediction

Mandroso Randria  — 

 11 août 2017 – TOAMASINA :

FAMPAHAFANTARANA (… votre lettre nous informant la tenue de l’organisation …) fa tsy fangatahana alalana no natao satria ao antranonao ianao no hifety.

Fa ho an’ny « mpitondra » moa dia ampitoviziny daholo izany rehefa izay no tiany, hany ka lasa VOARÀRA hatramin’ny fanaovana KONGRESIN’ANTOKO ihany koa (Interdiction de … congrès) noho ny lazaina fa fitandroana ny filaminambahoaka.

Nahanton’ny Fitsaràna mahefa anefa izany fandraràna izany … Ho hita eo indray ny tohiny! Efa miahatrana eto Toamasina avokoa ireo mpizaikan’ny Antoko TIM

 

Le régime HVM interdit le congrès régional du Tiako-I-Madagasikara à Toamasina…

Alors que le régime Rajaonarimampianina craignait la danse de la « zumba » pour les 15 ans du TIM au stade de Mahamasina il y a quelques jours, cette fois-ci, c’est le congrès régional du parti à Toamasina qui est visé par une interdiction ! Les observateurs s’inquiètent puisque l’acharnement du pouvoir HVM ne serait même plus politique mais d’ordre personnel…le congrès devrait se dérouler dans un espace privé. Pour l’heure, les pourparlers se poursuivent afin que le congrès puisse se tenir demain samedi !

Fanjakana lian-dra. Mitetika korontana. Ravalomanana no tsy tiana dia ny Firenena latsaka ao anaty lava piringy… Tsy maha taitr’anareo. Mcm.
Ravalo 2002 2017
.
12 Aogositra 2017. Emmoreg-Magro.
Emmoreg Toky Baritafika
Ph. Toky Baritafika.
.

Joel Rakoto T.I.M tiako i madagasikara™

Toamasina 12.08.2017. Magro. Vao Tonga ny FILOHA MARC RAVALOMANANA dia niakatra teo ambony ilay vato nikabary izy, nanome Toromarika, ary niteny hoe « avelao eo ireo fa tsika makary rizareo makany » zany hoe anomboka anao Fangalampiery ny TIM sy EMMOREG ary tanteraka tokoa izany

.
Ravalo sy Emmreg Toamasina3
Ravalo sy Emmreg Toamasina2

‎Joel Rakoto.‎ T.I.M tiako i madagasikara™

Nanao FANGALAPIERY ny TIM sy EMMOREG.  Nosakanana, tsy mahazo mihiditra tao amin’ny MAGRO nefa mbola nahita toerana hafa nanaovana ny Fety miaraka amin’ny FILOHA MARC RAVALOMANANA sy president Niaina Corneille sy president Stanislas Zafilahy

Arp Helisoa.
Toamasina. Niova ny toerana nanaovana ny kongresimparitry ny TIM sy ny fankalazana ny faha 15 taona ny antoko. Gazety Valosoa Rakoto

Magro Toamasina.

Arp Helisoa

Isaorana ny Tompo fa nahita trano hafa hanaovana ny kongresimparitra eto Toamasina ny antoko Tiako i Madagasikara Gazety Valosoa Rakoto

Ravalo emmoreg Tve1 Ravalo emmoreg Tve3

Ravalo emmoreg Tve4

Ravalo emmoreg Tve2

Arp Helisoa

Dada tsy maka lagy fa aleony mifaly foana e! Toamasina Gazety Valosoa Rakoto

Ravalo emmoreg Tve5Ravalo emmoreg Tve6

-Arp Helisoa. Toamasina. Na nisy aza ny sakatsakana dia sahy ary miaradia hatrany , Gazety Valosoa Rakoto

Katherine Razafimahatratra‎. Tiako I Madagasikara – Tohanako ny Filoha Marc Ravalomanana

12/08/2012.

Manao ahoana daholo ô! Tena manana filoha sy mpitrika hendry isika manana an’i Dada Ravalomanana. Na dia eo aza ireo fandrangitana sy tsindry hazo-lena maro toy izao misy any Toamasina izao dia am-pitoniana sy am-pahendrena hatrany no anohizany ny hetsika rehetra.

Tena sahy tokoa i Dada Ravalomanana na dia sakanana sy tsy avela handroso aza. Fitiavana antsika vahoaka sy fitiavan-tanindrazana daholo izany ary isaorana azy tanteraka. Etsy andaniny dia tsy avelantsika vahoaka ho irery koa i Dada satria tolona sy fanavotam-pirenena iaraha-manana ity. Efa fantatsika ny fihetsik’ireo mpitondra fahavalon’ny demokrasia ankehitriny koa samia manamafy ny finoany, hamafiso ny hafanam-po sy ny afon’ny fitiavan-tanindrazana ao anatitsika tsirairay avy satria ny firaisan-kinantsika vahoaka no hery hiatrehana izao fihetsika mamohehitra ataon’ny fitondràna izao.

Mahereza daholo fa matoa iharan’ny antsojay sy fanenjehana mafy toy izao isika dia antoko matanjaka ary manana mpitarika matanjaka sy mamim-bahoaka. Toy ny hazo avo halan-drivotra ny filoha Marc Ravalomanana. Na misafotofoto sy maHERY vaika aza ny fampihorohoroana sy fanenjehana dia isika vahoaka no FAKA matanjaka manohana sy mitazona an’i Dada hiatrika an’izany. @’izao ankatoky ny fifidianana izao dia toy ny mpirahalahy mian’ala isika rehetra, i Dada Ravalomanana tokitsika ary isika vahoaka mpanohana azy koa tokiny. Tohizo ny lalantsika miaraka @’i Dada RAVALOMANANA e!
— avec Arp Helisoa

Ravalo Tve emmoreg

Marc Ravalomanana: “Atahorana hiverina ny krizy” –

Ny praiminisitra mivantana no nanome ny baiko? ~ “Ny baiko azonay dia tsy misy olon’ny TIM afaka miditra ny faritry ny Magro Tanambao V. Andraikitray amin’ny maha mpitandro ny filaminana anay ny manatanteraka izany satria raha ny taratasy azonay dia tsy nahazo alalana ara-dalàna ny TIM hanao ny hetsika”, hoy ny lehibe mitarika ny Emmo-Reg.

Fantatra moa avy eo fa baiko mivantana avy any amin’ny praiminisitra Solonandrasana Mahafaly no azon’ireto mpitandro filaminana tsy namela ny TIM hiditra tao amin’ny Magro ireto. (…) Stanislas Zafilahy Niaina Corneille Guy Rivo Randrianarisoa

 

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s