Archives quotidiennes : 14 août 2017

Nosy Malagasy (Iles éparses). Ho an’Andriamatoa Hery RAJAONARIMAMPIANINA.

Cette galerie contient 2 photos.

– Antananarivo, faha  14 aogositra 2017   Ho an’Andriamatoa Hery RAJAONARIMAMPIANINA Filoham-pirenena Malagasy Lapam-panjakana Iavoloha   ANTONY : FITAKIANA IREO NOSY MALAGASY SY NY FANOMEZAN’NY FITONDRAM-PANJAKANA FRANTSAY TAMBINY HO AN’NY FIANAKAVIAN’IREO MPANJONO MALAGASY NIHARAM-BOINA   Andriamatoa Filoham-pirenena,   Afaka iray volana … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Fikambanan’ny vehivavy « SOA MAHATSANGY ». 12 Aogositra 2017.

Cette galerie contient 13 photos.

« SOA MAHATSANGY »   Faly izahay mampandre ny fitsanganan’ny fikambanan’ny vehivavy poeta « SOA MAHATSANGY »! Fikambanana izay tsy mionona fotsiny amin’ny lafiny « poezia » fa misokatra ary mandray anjara koa amin ‘ny resaka fampandrosoana eo anivon ‘ny fiarahamonina, indrindra indrindra ny « Fampandrosoana sy … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire