Archives quotidiennes : 17 août 2017

Jobily-Antsiranana. Rajao (Fjkm) nandroaka an-dRavalo (Fjkm). « Mpivavaka » !!! Sandoka angamba.

Cette galerie contient 2 photos.

Hery Rajao, mitohy ny Hery…setra. Arp Helisoa Mandeha indray ny tsindry aloka ataon’ny fitondrana amin’ny filoha Marc Ravalomanana filohan’ny jobily faha 50taona ny FJKM. any Diego. Noroahin’ny miaramila tao amin’ny grand hotel Diego nipetrahany ny filoha Ravalomanana mivady amizao ora … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 17 Aogositra 2017 (II). 2018 Kongresy Amerikana, Nosy M/sy « Iles éparses », Tantsaha Antsirabe…

Cette galerie contient 2 photos.

– Mpikambana amin’ny Kongresy Amerikana Manamafy ny tokony hisian’ny fifidianana misokatra amin’ny rehetra Nitsidika teto amintsika nandritra ny 2 andro nanomboka ny talata teo ny delegasiona miisa 6, mpikambana ao amin’ny Kongresy Amerikana ary tarihan’ny filohan’ny vaomiera momba ny lalàna, … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 17 Aogositra 2017 (I). Ravalo sy Rajao, ny tahotry  ny HVM, Mapar, Dada sy zandry kely…

Cette galerie contient 2 photos.

– Faha-50 taonan’ny FJKM sy faha-200 taona nidiran’ny LMS Hifanindry aloka any Antsiranana indray Ravalo sy ny Filoha Hery R. Hatomboka amin’ny fomba ofisialy any Antsiranana rahampitso ny fankalazana ny faha-50 taonan’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara (FJKM), sy ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

Canal de Pangalanes. 700 Km de Toamasina à Farafangana. Thalassa…

Cette galerie contient 2 photos.

– Sur la côte Est – Le Canal des Pangalanes reflète de la beauté de Madagascar 12.08.2016  La promenade sur cette voie fluviale créée par le général Gallieni reste une aventure sans précédent. C’est pourquoi nous la proposons comme idée … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Vola sandoka, mpitondra sandoka, mpampihavana sandoka », Dadan’i Zina.

Cette galerie contient 2 photos.

VOLA SANDOKA . MPITONDRA SANDOKA. MPAMPIHAVANA SANDOKA   Tena sandoka daholo izay jerena, Toa tsy tazana miseho ny “tena izy”. Inona àry ity manjo ny firenena, Fa vao mainka mihamafy ny krizy !   Vola sandoka no indreny miparitaka, Sy … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire