Jobily-Antsiranana. Rajao (Fjkm) nandroaka an-dRavalo (Fjkm). « Mpivavaka » !!! Sandoka angamba.

Hery Rajao, mitohy ny Hery…setra.

Mandeha indray ny tsindry aloka ataon’ny fitondrana amin’ny filoha Marc Ravalomanana filohan’ny jobily faha 50taona ny FJKM. any Diego. Noroahin’ny miaramila tao amin’ny grand hotel Diego nipetrahany ny filoha Ravalomanana mivady amizao ora izao

Ravalo Antsiranana hotely4

Ravalo Antsiranana hotely2

Ravalo Antsiranana hotely1 Ravalo Antsiranana hotely3

 

Guy Rivo Randrianarisoa . 17/08/2017. 

Sangy mihaotra ny loha sy fampiasana fahefana diso tafahotra kosa ity indray miseho Ity. Na soatoavina malagasy aza tsy voahaja intsony raha izao kosa. Mipetraka amin’ny hotely lehibe iray Grand Hôtel eto Antsiranana hatraminy omaly Atoa Ravalomanana Marc.

Mikarakara ny fety fankalazana ny faha 50 taona FJKM izay atao eto Antsiranana izy aminy maha filoha ny komity mpikarakara azy miaraka amin’ireo mpikambana. Androany hariva taminy 5 ora teo anefa dia nodidiny OMC EMOREG ny hotely ary tsy navelany hiditra ao intsony Atoa Ravalomanana mivady. Ny antony dia Tsotra: ho avy hono Atoa Filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina ka ilainy ny hotely ary tsy mety aminy ny fipetrahan’Atoa Ravalomanana mivady ao. Ny tenako manokana moa dia tsy navela hiditra sy handigana ny varavambe fidirana hotely. Nampisehoana ny hery sy ny vava hanakanana anay tsy hiditra.
Samy olomboafidy isika Atoa filoham-pirenena hajaina ary mahatsapa aho fa diso tafahoatra izao zava-miseho izao ka hanakanana ahy sy Ramatoaa ben’ny tanàna tsy hiditra io hotely eny na dia haka ny entanay aza.
Marihiko etoana fa Efa taminy 26 jolay no natao ny famandrihana ny hotely ary efa nipetraka tao hatriny omaly alarobia ny filoha Ravalomanana mivady.

La bassesse de régime HVM est à son comble

Le couple Ravalomanana est à Antsiranana depuis hier, ils sont descendus au Grand Hôtel dans le centre ville pour assister au 50 ans du FJKM, faut-il rappeler que Dada est le président d’honneur de ce rendez-vous.

Mais malheureusement, le « devoly kely » du régime HVM a fait son apparition. L’emmoreg local a encerclé l’hôtel vers 17 heures…et d’après les informations, les militaires ont expulsé le couple Ravalomanana de l’établissement, ils ont suivi  les « baiko midina ». Pour l’heure, Dada et Neny ne peuvent plus accéder dans l’établissement…Et dire que Hery viendra prier avec les fidèles du FJKM !

 

Antsiranana: Marc Ravalomanana expulsé de son hôtel

Coup de théâtre à Antsiranana ce jeudi en fin d’après-midi, l’ancien président de la République Marc Ravalomanana et sa famille sont expulsés du Grand Hôtel où ils sont logés, en marge de la célébration du Jubilé 50ème anniversaire de l’Eglise réformée de Madagascar ou FJKM et du 200ème anniversaire de l’arrivée de la mission LMS (London Missionary Society) qui s’ouvre ce vendredi 18 août et va durer jusqu’au 20 août 2017.

Des militaires sont dépêchés par Iavoloha pour exécuter l’ordre de libérer la suite présidentielle et sécuriser le lieu, car le Chef de l’Etat va occuper l’hôtel, alors que Marc Ravalomanana, président du comité d’organisation du jubilé, a déjà fait une réservation et s’y est installé depuis son arrivée à Antsiranana mardi.

Marc Ravalomanana était absent de l’hôtel au moment de l’arrivée des militaires, il est encore retenu ailleurs pour les derniers préparatifs avant le culte de demain ; c’était Lalao Ravalomanana qui s’y trouvait. Elle était délogée sans ménagement. Depuis, le site est inaccessible. Raharimanana Patrick 

www.sobikamada.com

Ireo mpitandro ny Filaminana dia mpanatanteraka baiko. Na ratsy aza ny teny midina dia tontonsaina ihany. Izany hoe ny mpitondra sivily (Filoham-pirenena, praiministra,  ministra…) no misy olon-dratsy, raha ny fahitanay azy. Olon-doza mihintsy satria mpampiady ny samy malagasy. Hifamono isika mianakavy, ary tsy ahasakana an’izany ny Fivavahana, izay feno olon’olom-poana koa.  Mcm.

 

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s