Archives quotidiennes : 18 août 2017

Antsiranana, 18 Aogositra 2017. Rajaonarimampianina miaramila, Ravalomanana mpampianatra.

Cette galerie contient 2 photos.

– 24h Mada . 18/08/2017. Ny Filoham-pirenena (Filoha faratampon’ ny Folohalindahy Malagasy) migadona eto Antsiranana Arp Helisoa  Angaha hiady no atao any Antsiranana Atoa Filoha o? Gazety Valosoa Rakoto . . – Raharimanana Patrick    Antsiranana: Hitandroka an-dRavalomanana sa hivavaka ? Nigadona … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Nosy be, 18 Aogositra 2017. Ny Fandriapahalemana, Bebel Betombo.

Cette galerie contient 2 photos.

– NOSY BE LE 18 Aout 2017 (Fandrihapahalemana Ministra ny filaminam-bahoaka). Ny tsy fandrihapahalemana eto Madagascar dia samby amin’ny fisehoany hafa ny antanandehibe hafa koa ny ambanivohitra. Raha ny eto nosy be manokana dia araka ny tatitra hazo ny fanjakana … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Antsiranana faha 50 taonan’ny Fjkm, 18 Aogositra 2017. Filaharambe, fanompoam-pivavahana .

Cette galerie contient 2 photos.

– Fandaharana Marc Ravalomanana amin’ny maha filohan’ny komitin’ny jobily azy, dia manentana ny rehetra aminy hijoroana ho vavolombelon’ny finoana hatrany. . Zoma 18 Aogositra. Filaharambe miainga ao amin’ny Kianja Mitafon’Antsiranana hatrany amin’ny Kianja Monisipaly Fandrata no hanombohana ny fotoana … … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Ny alahelonay ». Dadan’i Zina, Toky Baritafika Ramanankohajaina, Fanasina 7.

Cette galerie contient 2 photos.

– Vola sandoka,mpitondra sandoka,mpampihavana sandoka.   Tena sandoka daholo izay jerena, Toa tsy tazana miseho ny “tena izy”. Inona àry ity manjo ny firenena, Fa vao mainka mihamafy ny krizy !   Vola sandoka no indreny miparitaka, Sy milahatra amin`ireo … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire