Antsiranana, 18 Aogositra 2017. Rajaonarimampianina miaramila, Ravalomanana mpampianatra.

24h Mada . 18/08/2017.

Ny Filoham-pirenena (Filoha faratampon’ ny Folohalindahy Malagasy) migadona eto Antsiranana

Arp Helisoa 

.
Rajao Antsiranana FJ3
Rajao Antsiranana FJ4
Rajao Antsiranana2
.
Rajao Antsiranana3
Rajao Antsiranana fj2

 

Antsiranana: Hitandroka an-dRavalomanana sa hivavaka ?

Nigadona io tolakandro io eto Antsiranana ny filoha Hery Rajaonarimampianina. Nanao fanamiana miaramila fitondra an’ady izy tamin’ny fahatongavany, tranga izay nanaitra ny olona ka nahatonga ny maro mametra-panontaniana hoe: tonga hitandroka an’i Marc Ravalomanana taorin’ilay ady hotely hipetrahana omaly sa inona no anton’io fanamiana miaramila io ?

Amin’ny maha filoha faratampon’ny foloalindahy ny filoham-pirenena no voalaza fa ananany zo manao fanamiana miaramila toy izao, ary vao avy niatrika fanazarantena miaramila tao Tampoketsa Ankazobe izy no niazo avy hatrany an’Antsiranana hanatrika ny fankalazana ny jobily faha-50 taonan’ny FJKM sy ny faha-200 taona nidiran’ny misiona LMS (Lodon Missionary Society) teto Madagasikara, tsy nisy fotoana nanoloana akanjo sa niniana nanaovana?

www.sobikamada.com

Marc Ravalomanana.

Fanokafana Fjkm17

Arp Helisoa
Nanolotra omby 25 ny filohan’ny komity faha 50taona ny Fjkm Marc Ravalomanana any DIEGO ho sakafompifaliana ho an’ireo kristiana FJKM any antoerana . Gazety Valosoa RakotoPhilippe Emile RazafimanantsoaNy VaovaoMadagascar Gazette

Mpampianatra.

Ravalo Antsiranana mampianatra2
Arp Helisoa 

Nihaona tamin’i dada ireo mpianatry ny oniversite ao Antsiranana Gazety Valosoa Rakoto

Ravalo Antsiranana mampianatra4
Ravalo Antsiranana mampianatra1
Ravalo Antsiranana mampianatra3
Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s