Nosy be, 18 Aogositra 2017. Ny Fandriapahalemana, Bebel Betombo.

Nosy be Fandriapahalemana4

NOSY BE LE 18 Aout 2017 (Fandrihapahalemana Ministra ny filaminam-bahoaka).

Ny tsy fandrihapahalemana eto Madagascar dia samby amin’ny fisehoany hafa ny antanandehibe hafa koa ny ambanivohitra.
Raha ny eto nosy be manokana dia araka ny tatitra hazo ny fanjakana foibe dia azo lazaina fa milamina raha hoarina amin’ny district sy faritra ary préfecture hafa.
Na izany na tsy izany dia misy ihany ny tokony hojerena ankaiky satria I nosy be dia toerana mahafinaritra sy fivezivezin’ny vahiny maro maneran-tany sy eto Madagascar;
Manoloana izany dia mety hitarika fihetsika fandikan-dalana ka hanisan’izany ny fanondranana ireo hariam-pirenena sy ireo zavamadomelona.
Tokony hatao ny fanaraha-maso ireo vahiny tohin’ny andro hivainianany sy momba momba izy fa tsy finaritra misava taratasy fotsiny
manomboka eo amin’ny seranan-tsambo sy saranam-piaramanidina sy any amin’ny teorana hipetrahany.

I nosy be dia nosy; manoloana izany dia maro ireo sambo mivezivezy amin’ny atoandro sy alina satria ny hankamarohan’ireo sambo miditra sy mivohaka eto nosy be dia tsy manaraka fitsipika sy fepetra tokony haraina eto antoerana.
Mihara miasa tanteraka ny faditseranana sy ny mpitandro filaminana satria ireo no misahana ny vavahady ny Madagascar fa raha ny eto nosy be manokana dia maro ny zavatra tokony hatsarainy satria iziko miala ao amin’ny seranam-piaramanidina ivato dia eto amin’ny seranam-piaramanidina nosy be no hidirana sy hivohana
efa azo lazaina fa efa voafehy ny ao amin’ny seranam-piaramanidina ivato ka efa miditra sy mifindra tsikelikely aty nosy be ireo tsy matahotody amin’ny fanaovana asa ratsy sy fanondrana antsokosoko.


Haraka ny loharanom-baovao hazo amin’ireo izay tratra amin’ny zavamadomelona any andafy ny hankamarohany dia miala eto nosy be na teratany na vahiny na teratany Malagasy
Ho mariky ny fiarahamisa eo andaniny sy ny ankilany dia misy sambo haingam-pandeha avy amin’ny faditseranana ka azo hiarahamiasa hanaovana fitsirihana hatao izao mba hialana amin’ny tsy fandrihampalemana.
Ireo no fantatra nandritra ny famorihana ireo omc eto nosy be izay notarihin’ny Contrôleur de Police ANDRIANISA Mamy Jean Jacques Ministra ny filaminam-bahoaka ary nasaina manokana teto ny tele jenerary ny faditseranana.

Bebel Betombo
Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s