Archives quotidiennes : 20 août 2017

Antsiranana-Jobily Fjkm, 20 Aogositra 2017. Nisokatra ny taom-pankalazàna.

Cette galerie contient 2 photos.

Mandroso Randria . 20 août 2017 Nisokatra tamimpomba ôfisialy tamin’ny 12:20 teo ny taom-pankalazàna ny Jôbily faha-50 taona an’ny FJKM. 20 Aout 2017. Marc Ravalomanana – Ofisialy Isaorana ny Tompo fa tontosa soamantsara sy am-pilaminana ny fanompoam-pivavahana fisaorana sy fankalaza … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa-Antsiranana, 19 Aogositra 2017. Hotel Diego sy Rajao, Fanokafana ny Jobily…

Cette galerie contient 2 photos.

. Voafitak’ireo manodidina  azy indray ny Filoha  Hery R. Lasa resabe  ao Antsiranana  sy manerana  an’i Madagasikara,  ny zavatra niseho tany an-toerana, tamin’ny nandroahan’ny miaramila  mirongo  basy EMMOREG ny filoha Marc Ravalomanana  mivady  tao amin’ny hotely nipetrahany, Grand Hotel Diego … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , | Laisser un commentaire

Antsiranana-Ramena, 19 Aogositra 2017. Marc Ravalomanana mivady.

Cette galerie contient 2 photos.

– Mandroso Randria avec Arp Helisoa 19 août 2017, 15h – Ramena, Diégo Tsy tambo isaina ireo olona nirohotra nanaraka ny Filoha Ravalomanana mivady … – Marc Ravalomanana – Ofisialy. 19 aogositra 2017, Ramena. Ao anatin’ny fandaharam-potoana ny fiarahana mitotorebika … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire