Archives quotidiennes : 1 septembre 2017

Antsirabe, 01 Septambra 2017. Marc Ravalomanana, kongresy ny antoko Tim, Tsena-Vakinakaratra.

Cette galerie contient 2 photos.

Mandroso Randria — Vitrine du Vakinakaratra avec Arp Helisoa   1er sept. 2017 – ANTSIRABE Tonga eto andrenivohitry Vakinakaratra ny Filoha Ravalomanana… – Marc Ravalomanana – Ofisialy . 1 septambra 2017, Antsirabe. Fitsidihana ny hetsika « Vitrine du Vakinakaratra » teto Antsirabe. Manjifa ny vita Malagasy. – – … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

« Restitution de nos îles éparses ». Bernard Rasolonjatovo.

Cette galerie contient 2 photos.

Admirez la beauté de notre île, unique au monde SANS OUBLIER les cinq îles éparses faisant naturellement et légalement partie de notre territoire qui sont confisquées par le pouvoir français depuis la colonisation jusqu’à ce jour.ça .ÇA FAIT 10 ANS … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

« Mijoroa », Mamitiana Randrianarison (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 2 photos.

– MIJOROA   rehefa anananao ny rariny mifanitsy aminy marina aza miahotra ny hiteny hiady izany ombieny ombieny rehefa fantatrao ny misy aza afenina na hiampify tsy hihary ireo aferany aza miandry akory ny erany rehefa anananao ny hery hiarovana … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 31 Aogositra 2017. Ambohimanambola, Rajao, Mahafaly, Attalah Béatrice, CUA…

Cette galerie contient 2 photos.

– Ambohimanambola Nipoaka sy nirehitra ny JIRAMA, 2 maty, 3 naratra mafy Nirehitra ny JIRAMA eny Ambohimanambola omaly maraina. Naharitra ora vitsivitsy vao maty ny afo tamin’izany, na tonga ara-potoana teny an-toerana aza ny mpamonjy voina. Araka ny fitantaran’ireo teny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire