Archives quotidiennes : 12 septembre 2017

Silamo eto Madagasikara, Manakara 2017. La religion musulmane à Madagascar.

Cette galerie contient 2 photos.

Toerana Manakara. Mosquée Nato. Fotoam-pivavahana sy Filaharambe. Ny lahy sy ny Vavy ary ny ankizy, tsy ankanavaka. Indrindra ireo tanora mavitrika… –   – La religion musulmane, une force tranquille à Madagascar – En 2010, les musulmans représentaient 1,1% de … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Sendikan’ny Mpampianatra-Mpikaroka sy Mpikaroka-Mpampianatra… Tsy azo amidy ny Firenena.

Cette galerie contient 2 photos.

Raharaham-pirenena Vara-datsaka ny fanambaran’ny SECES 12/09/2017 Hentitra ny fanambaran’ny SECES (Sendikan’ny Mpampianatra-Mpikaroka sy Mpikaroka-Mpampianatra) Sampana Antananarivo omaly alatsinainy 11 septambra, manoloana ny fikorontanan’ny raharaham-pirenena. “Voahitsakitsaka ny Lalàmpanorenana, tsy voahaja ny tany tan-dalàna, tsy matoky ny mpitandro ny filaminana intsony ny … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Fifidianana ho Filoham-pirenena 2018. 28 Novambra ny fihodinana voalohany.

Cette galerie contient 2 photos.

Datim-pifidianana 28 novambra 2018 ny fihodinana voalohany 12/09/2017 Ho ampahafantarin’ny CENI na Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana ampahibemaso ny rindrambaiko na “logiciel” hikirakirana ny voka-pifidianana. Miteraka resabe moa ny fahaleovantenan’ny CENI, indrindra io “logiciel” fikirakirana vokatra io, izay isan’ny fototry … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Ecrire l’Histoire autrement. L’Armée…

Cette galerie contient 2 photos.

Ecrire l’Histoire autrement. – Pouvoir à Madagascar : L’armée . Rajoelina Par AFP. Publié le 14/03/2009  L’opposant malgache Andry Rajoelina a déclaré ce soir qu’il « commande » désormais l’armée « dans tout Madagascar », dans une interview à sa résidence dans la capitale Antananarivo. Le … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

CUA-Antananarivo. « Qui détruit le mieux la ville? ». LGDGI.

Cette galerie contient 2 photos.

Commerçants informels ou transports en commun : Qui détruit le mieux la ville ?   Souvent lorsque l’on doit faire face à la mauvaise foi d’une majeure partie de la communauté, il est difficile de mettre en place des réformes. … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

CUA-Antananarivo. Hiova endrika tsy ho ela ny Esplanade Analakely.

Cette galerie contient 2 photos.

Mpivarotra sy CUA Hiova endrika tsy ho ela ny Esplanade Analakely Tsy ho ela dia hiova endrika ny Esplanade Analakely, ho vita ireo Pavillons vaovao, fiaraha-miasan’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) sy ireo mpivarotra. – . Ny mpanelitsaho toy itony no … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire