Archives quotidiennes : 15 septembre 2017

Ambohibary-Moramanga, Tanindrazana sy vahiny. Des villageois expulsés, l’Etat complice.

Cette galerie contient 2 photos.

Filoha Rajaonarimampianina « Tsy mivarotra tany amin’ny vahiny izahay » 15/09/2017 Sesilany ny kiana mahazo ny fitondrana Rajaonarimampianina amin’ny resaka fivarotana tanindrazana amin’ny vahiny. Tsy nivarotra tany tamin’ny vahiny izany ny fanjakana, hoy kosa ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina nandritra ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

Marc Ravalomanana, 15 Septambra 2017. Fanafihan-dahalo teny an-dalana (RN4).

Cette galerie contient 2 photos.

Marc Ravalomanana – Ofisialy — triste. Zoma 15 Septambra 2017, RN4, Rehefa avy namonjy ny fanasan’ny Fiangonana Katolika tany Mahajanga ary avy nifampizara mofomamy tamin’ireo mpikatroka tao amin’ny Antoko TIM tany an-toerana dia nitodi-doha niverina aty Antananarivo. Nisy tranga tena nampalahelo ary naha-ontsa … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Miandry fahafatesana ».

Cette galerie contient 2 photos.

Miandry fahafatesana ! 15/09/2017 Tsy milamina intsony ny tany ary mbola hihamahery vaika izany atsy ho atsy. Tsy mandondom-baravarana intsony ny fahantrana fa efa ao an-tsoso-koditra ho an-dRamalagasy. Ny fahafatesana kosa efa eo an-tokonana satria mitatao ny aretin-doza, izay toa … Lire la suite

Galerie | Laisser un commentaire

Ny Gazety Valosoa, 14 Septambra 2017. Omavet-Cua, Vahiny tonga, Mahajanga…

Cette galerie contient 2 photos.

– Taxi sy Taxibe Vitsy ireo tsy mila OMAVET Ny Valosoa Manoloana ny fandavan’ny sasany amin’ny fikambanan’ny mpitatitra fiara karetsaka  ny fanapahan-kevitry ny  filan-kevitry ny Kaominina Antananarivo Renivohitra, mahakasika ny contre visite iantsorohan’ny OMAVET dia manamafy ny fiadidian’ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra, … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Marc Ravalomanana-Mahajanga, 14 Septambra 2017. Faha 15 taonan’ny Antoko Tim.

Cette galerie contient 2 photos.

  Arp Helisoa  Tontosa soamatsara ny fankalazana ny faha 15taona ny antoko TIM tao Mahajanga. Gazety Valosoa Rakoto. Rolland Andriamahenina Philippe Emile Razafimanantsoa . Marc Ravalomanana. 14 septambra 2017, Fihaonana sy fizarana mofo mamy niarahana tamin’ireo mpikambana ao amin’ny Antoko TIM teto Mahajanga.

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

« Ho an’ilay tsy mety miaiky », Sedera Ravalison.

Cette galerie contient 2 photos.

. HO AN`ILAY TSY METY MIAIKY     Ry tsy mety mbola miaiky hoe mahantra ny vahoaka, Moa ve pahina ny maso sa niniana notampenana ? Efa iarahana mahita f`io `nareo , tsy tafavoaka, Ka nahoana no mikiry hihady fasana … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire