Archives quotidiennes : 17 septembre 2017

Miarinarivo-Tim, 17 Septambra 2017. Marc Ravalomanana, Tsingerintaona faha 15.

Cette galerie contient 2 photos.

Vory lanona ny antoko TIAKO I Madagasikara tao Miarinarivo ny tolak’andro teo. Mila manana fanatretena ny mpikatroka TIM hoy ny filoha nasionaly Marc.Ravalomanana nandritra ny fihaonany tamin’ireo mpomba azy. Mila modely eo imason’ny mpiaramonina amin’ny fanampiana azy ireo satria efa … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Aoka tsy ho voazarazara ry mpitsara », Dadan’i Zina. Nitiah Nosy.

Cette galerie contient 2 photos.

– AOKA TSY HO VOAZARAZARA RY MPITSARA   Aza mino ry mpitsara hoe hivaha ny olanao , Raha mbola ny “hery tonta “ ihany no hisandoka ho “vao” . Ny ekipany no mody amboariny : misy alàna , misy averina, … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 16 Septambra 2017. Loza mihatra. Fifidianana 2018, Cua-Omavet, Lalampanorenana, Syrianina…

Cette galerie contient 2 photos.

– Loza mihatra : handraisana lesona hihatrehana ny ho avy Andry Tsiavalona Miseho eto Madagasiakara avokoa izao toe-javatra mampivarahontsana rehetra izao ka miteraka tsy fitonian-tsaina ho an’ny Malagasy tsy vakivolo. Maro amin’izy ireny no iniana atao ary vitsy ihany ny voajanahary … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , | Laisser un commentaire

Marc Ravalomanana Synodamparitany-Fjkm, 16-17 Septambra 2017. Miarinarivo Itasy, Mandridrano Soavinandriana.

Cette galerie contient 2 photos.

– Marc Ravalomanana – Ofisialy Alahady 17 septambra 2017-  Miarinarivo Itasy. Fihaonamben’ny Synodamparitany Miarinarivo Fahazavana 27, natao teto Anorana-Miarinarivo,sady fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha 10 taona ny fiaraha-miasan’ny Prezida Synodaly sy ny synodamparitany. Nisy ihany koa teto ny fanentanana natao … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

MBS (2009) « Tsy ara-dalana » hoy Rajao !!! Mandoro, mamono, mandrava ihany no hainy.

Cette galerie contient 2 photos.

https://www.facebook.com/arp.helisoa/videos/1998179607122689/ – Hafahafa ny valin-tenin’ingahy Hery Rajaonarimampianina. Rehefa namaly ny fanotaniana mikasika ny « MBS » sy ny « radio Mada » ingahy Hery Rajaonarimampianina rehefa nihaona tamin’ny mpanao gazety dia miodikodina fotsiny ny valinteny. Lazainy fa tsy ara-dalana hono fa manana dossier mikasika … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire