Archives quotidiennes : 21 septembre 2017

« Vahiny sy Mponina voaroaka ». Antso, Randrianarisoa Guy Rivo.

Cette galerie contient 6 photos.

Guy Rivo Randrianarisoa: » Miantso ny praiministra sy ny fitondram-panjakana aho, hampiato tsy misy atakandro ny didy ( na didim-panjakana, na didim-pitsarana ) rehetra izay nivoaka sy mbola hivoaka mikasika ny fangatahana tany sy fanomezan-tany eto Madagasikara. Mijaly loatra ny mponina … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Gazety Ny Valosoa, 21 Septambra 2017. Omavet-Taxi, Cua-Antananarivo, Mbs, Betsipolotra…

Cette galerie contient 2 photos.

  – CUA, OMAVET, taxi Janoary 2018 mifankahita Isambilo Misokatra amin’ny fifampidinihana hatrany ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA), noho izay antony izay, hihaona ny CUA sy ny OMAVET ary ireo mpitatitra taxi sy taxibe ary mpitatitra entana etsy Analakely tsy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , | Laisser un commentaire

« Nametraka Fitoriana ireo mpanjono », « Fanambarana ». Nosy Malagasy.

Cette galerie contient 2 photos.

NAMETRAKA FITORIANA IREO MPANJONO   Tamin’ny alatsinainy 18 septambra 2017 dia nametraka fitoriana (plainte au Parquet) tamin’Andriamatoa « Procureur de la République » teo anivon’ny Tribonaly Ambaratonga Voalohany Mahajanga ny  Fikambanan’ny « MPANARATO MIRAY AMBALAMBALAMANGA » Antanimasaja, izay mijoro ara-dalàna ara-panjakana araka ny « récépissé … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

URGENT. Des avocats internationaux pour nos paysans spoliés de leurs terres. Ny Rado Rafalimanana.

Cette galerie contient 2 photos.

Après les Expulsions des 500 familles Malagasy à Moramanga par un Français et des complices (malgaches). Maintenant c’est à Antananarivo. Trop c’est trop… Là, la coupe est pleine… Une famille Indo-Pakistanais Opérateur économique oeuvrant dans tous business à Madagascar est … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | 2 commentaires

Omavet, Iarivo 2017. Fandrosoana aminy mangarahara, tsy mila resaka maloto.

Cette galerie contient 2 photos.

– Arp Helisoa Nandeha nitsidika ny OMAVET izay fananan’ny CUA ihany ny mpitantana ny tananan’Antananarivo renivohitra ny tolak’andro teo. Tokony tsy hinana ambolony ny mpitondra taxi fa ny soa ho azy ireo no katsahin’ny CUA . Manazava ny filohan’ny filankevitry … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire