Antananarivo-Analakely. Antsonjay hatao amin’ny CUA mikasika ny tetikasa entin’ny Ben’ny tanàna.

Analakely Vao5

Sao dia lasa lavitra loatra ny antsonjay hatao amin’ny CUA mikasika ny tetikasa entin’ny Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana hanatsarana ny Renivohitra

 

Sao dia lasa lavitra loatra ny antsonjay hatao amin’ny CUA mikasika ny tetikasa entin’ny Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana hanatsarana ny Renivohitra. Ireto misy fanazavana tsotra omena ny namana rehetra eto amin’ny CUA serasera,


1- Raha araka ny lalàna :
– Natolotry ny mpanatanteraka “Executif/DUD (Direction de l’Urbanisme et de Développement Urbain” teo anivon’ny mpanolontsain’ny tanàna (Conseil Municipal) io tetik’asa fanamboarana tsena (Pavillon) eo amin’ny Esplanade Analakely io
– Nolanian’ny mpanolontsain’ny tanàna
– Nandalo ny prefekitioran’ny polisy
– Nahazo fahazoan-dàlana fa manara-dalàna rehefa avy notsirihina (Contrôle de légalité) tamin’ny prefekitioran’ny polisy
– Nanaovana fiantsoana ampahibemaso ho an’izay vonona hanatontosa ny asa (AMI/Appel à Manifestation d’Intêret)
MANARA-DALANA IZANY NY FANOMBOHAN’NY ASA


2- Raha ara-tekinika :
– Ny CUA no mikarakara ny fotodrafitrasa eo amin’ny Kaominina hiadidiany
– Anjarany no mamorona tsena ho an’ny mponina
– Ny CUA no mamolavola ny Plan d’Urbanisme
– Ao anatin’ny Plan d’Urbanisme ny “Prescription d’urbanisme”
Ny “Prescription d’urbanisme” dia misy ireto zavatra manaraka ireto fara-fahakeliny ankoatra ny dikany ara-bakiteny:
– Autorisation d’Alignement (CUA)
– Prescription délivré par la CUA
– Permis de Construire (CUA)
Koa raha natao ny tsena vaovao (Pavillon) ny CUA dia fanatsarana ny efa nisy teo aloha izay nantsoina hoe « Abri vitré » raha araka ny voalaza ao anaty « Prescription d’urbanisme »
Ny CUA no mamolavola sy manavao ny “Plan d’Urbanisme” ary andraikiny izany
KOA ASA NA AIZA AO ANTIN’IREO NO MILAZA FA TSY MANARA-DALANA NY FANAMBOARANA IO TSENA VAOVAO (PAVILLON) EO AMIN’NY ESPLANADE IO
Fanamarihina :
– Ny fananganana fotodrafitrasa mihoatra ny 1000m² na fananganana trano mihoatra ny riana 3 (>R+3) dia tsy an’ny CUA fa an’ny Ministeran’ny fanajariana ny tany
– Ny Fanjakana amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fanajariana ny tany no mamoaka lalàna mifanaraka amin’ny « Plan d’Urbanisme » na ny « Décret d’Application »

 | Nov 21, 2017 |

Analakely Vao1

Analakely Vao2

Analakely Vao3

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s