Archives quotidiennes : 1 janvier 2018

2018, « Vaovao ny taona », Nitiah Nosy.

Cette galerie contient 2 photos.

Vaovao ny taona   Vaovao ny taona, asa hanao ahoana? Ny hany hirariana dia ho taona zina; ho lavitr’ahiahy, fifandatsahan-dra, ny loza sy herisetra, ny aretina etsetra! Ny tanjona kinasa, tsy maintsy arahin’asa, ezaka, aman-kery mba tsy ho verivery, na … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire