Kmmr-Marc Ravalomanana,10 Febroary 2018. Magro-Behoririka.

kmmr-2018-ofisialya

TATITRA MAGRO ASABOTSY 10 FEBROARY 2018

Nitarika ny hetsika ny Filohan’ny KMMR 2018 Raveloson Constant sy R. Hélian ary R. Feno.
1/ Nilaza ny mpikabary fa efa manomana hala-bato any @ Faritra Atsimo ny mpitondra, ka izany no antony nanaovan’izy ireo hasomparana t@ Filoha Ravalomanana. Tsy mitovy t@ 2013 niaraka t@ i JLR mpamadika anefa ny fifidianana @ ity taona 2018 ity fa tsy hanaiky hala-bato ny Filoha Ravalomanana ary hiady hatr@ fandresena farany.

2/ Tsy nahitàna zavatra tsy mety ny fisavana tao Antsirabe. Tokony hiala tsiny @ TIKO ny mpitondra HVM, ary tokony hamerina ny fihodinan’ny orinasa

3/ Milaza aminareo mpiasam-panjakana asain’ny hvm manao asan’alika izahay fa TSY MAINTSY RAVALOMANANA MARC no ho Filohanareo manomboka @ janoary 2019 koa mahaiza mamimdra, mba jereo ny hametrahana ny tongotra rahampitso

4/ Miantso izay rehetra vonona ny hiara-hiasa @ TIM sy ny Filoha Ravalomanana Marc ny KMMR 2018 mba hiara-hiasa aminy sy hifanolmo-tanana. HIaraka isika hanavotra an’i Madagasikara nopotehin’ny jiolahy 2019 sy ny tarazony. Tsy maintsy faranantsika izao fitondran’ny TANDAPA tsy mendrika ny Repoblika izao.

5/ Miantso ny rehetra ny KMMR 2018 mba hihaona @ Filohany Jean Constant Raveloson. Izay Antoko, na Fikambanana politika, na Fikambanana tsotra na olona tsotra na iza na iza. Tsy manavaka ny KMMR 2018.


@ ASABOTSY INDRAY NO FOTOANANTSIKA MANARAKA. MIHAMARO NY VAHOAKA TONGA HATR@ NANAOVAN’NY HVM ANTSONJAY SY FINGANA ARY FANAPOTEHANA NY FILOHA RAVALOMANANA MARC IZAY.

Andrianjakahasina Rasamimanana , 11/02/2018

KMMR Magro Febroary

Ny Valosoa logo1

TENY TSY MISORONA:

Komity Mampandresy an’i Marc Ravalomanana dia hiady araka izay tratran’ny heriny amin’ny fampandresena ny Filoha Ravalomanana amin’ny fifidianana madio sy mangaharahara tanteraka. Tsy mora mora ny ady atrehana, mitaky finiavana, fafohizantena, firaisankina, fifampitokisana, fifankatiavana, fifanomezantanana, fifanohanana amin ‘ny lafiny rehetra fa be ny ho enti-manana eo ampiatrehana izany.

Ny tanjona iombonana aloha no banjinina fa rehefa tratra io tanjona io mandeha ho azy ny sisa rehetra eo fa ndraisana andraikitra isantsokajiny ho amin ny fanarenana sy ny fampandrosoana an ny Madagasikara.

Ateveno ny KMMR, arahantsika antsakany sy andavany ny toromarik ireo zoky be mpanentana sy mikajy ny familiana ny KMMR mba hirindra tsara ny fomba fiasantsika. Ho an’ny Tanindrazana.

Naivoarimanana Randrianjafy à KMMR2018 – Ofisialy

 

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

w

Connexion à %s