Archives quotidiennes : 2 mars 2018

Ny Valosoa Vaovao 01 Marsa 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

  – Ravalo voalohany taty Afrika amin’ny Leadership politika Lelafo hitondra fahazavana ho an’i Madagasikara ny loka azony Ny Kaominina Imerintsiatosika any amin’ny distrikan’Arivonimamo faritr’Itasy, no nampahafantarana sy nanehoana voalohany ny loka azon’ny filoha Marc Ravalomanana, amin’ny maha voalohany azy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Tiko. 1er Prix mondial à la qualité, qui sera descerné à Paris le12 Mars 2018… Tous les produits Tiko retirés des marchés par les « Mpamosavy malemy ».

Cette galerie contient 2 photos.

  « International Trophy for Quality » 7 fév. 2018 – TIKO sera décernée du « TROPHÉE INTERNATIONAL À LA QUALITÉ » le 12 mars 2018 à Paris. Voafantina tamin’ireo orinasa 7500 avy amin’ireo firenena 90 manerantany ny orinasa LAITERIE TIKO handray … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

“Tsy ny mpanongam-panjakana no handidy eto”, Kmmr.

Cette galerie contient 2 photos.

– Raveloson Constant “Tsy ny mpanongam-panjakana no handidy eto” 01/03/2018 Mivoitra ao anatin’ny lalàm-pifidianana ny fanakanana an-kolaka an’i Marc Ravalomanana tsy ho kandida filoham-pirenena. Tsy dia ny lalàna loatra, fa ny fanitrikitrihana efa nataon-dry Rivo Rakotovao efa hatry ny ela … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Tiko AAA Andranomanelatra: Ataon’ny fanjakana fahirano tanteraka. Patrick Raharimanana.

Cette galerie contient 2 photos.

– Tiko AAA Andranomanelatra: Ataon’ny fanjakana fahirano tanteraka Atao fahirano tanteraka ny fananan’ny orinasa Tiko, ampiasain’ny AAA ao Andranomanelatra – Antsirabe II amin’izao fotoana. Nidina fanin’efany teny an-toerana ny Vadintany androany alakamisy 01 marsa 2018, atoandro, araka ny baikon’ny Préfet, … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Les deux jours de Sandton. Prix du Leadership Africain 2017. Marc Ravalomanana .

Cette galerie contient 2 photos.

– Prix du Leadership Africain 2017 L’ ANCIEN PRÉSIDENT DE MADAGASCAR, et 25 LAUREATS REÇOIVENT DES PRIX DE LEADERSHIP AFRICAINS … INSCRITS AU TEMPLE DE LA RENOMMÉE DES CEOS   Dans le cadre de ses efforts visant à promouvoir l’entrepreneuriat et … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire