Archives quotidiennes : 7 mars 2018

Tiko Farm Antsirabe, 07 Marsa 2018-Video. Ny zava misy : Orinasa nakatona, omby maty…

Cette galerie contient 2 photos.

  . Tonga tany Andranomanelatra ny mpisolovava Ratefimahefamijoro Eloi niaraka tamin’ny Vaditany nizaha hifotony ny fanidian’ireo mpitandro filaminana ireo vavahady ahafahan’ireo fiarabe mitatitra sakafo sy vilona ho an’ireo biby fiompy , ka nitarika ny fahafatesan’ny omby iray sy tsy fahasalaman’ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire