Archives quotidiennes : 10 mars 2018

Norbert Lala Ratsirahonana. Namana sa fahavalo ?

Cette galerie contient 2 photos.

Politika sy raharaham-pirenena Mbola tompon’ny ketrika Ratsirahonana 09/03/2018 Fanta-daza sy havanana amin’ny resaka kajikajy mikasika ny lalàna mifamatotra amin’ny politika eto amin’ny firenena i Norbert Lala Ratsirahonana ary nitety ny vanim-potoana mihitsy. Hita foana ary ampiasain’ny mpitondra hatrany amin’ny fanamarinan-toerana … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Ny Valosoa Vaovao, 10 Marsa 2018. Tiko AAA-Antsirabe, Fanambaran’ny Amerikana, Andron’ny vehivavy, Lalao Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

  Vonoin’ny fitondrana ankolaka ny Malagasy   Misy ny maty noana ary misy ny maty voky  hatreny an-tenda kely ! Zavamisy eto Madagasikara izany amin’izao fotoana izao izay tsy foronina fa maso miara-mahita . Raha ny taham-pahaveloman’ny Malagasy ankehitriny  dia … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire