Archives quotidiennes : 13 mars 2018

Manelingelina Ravalomanana Miala any ny tetika maloto hamelezana azy.

Cette galerie contient 2 photos.

Manelingelina Ravalomanana Miala any ny tetika maloto hamelezana azy 12/03/2018 Mivoaka ny tsiambaratelo ! Loharanom-baovao iray no nahalalana fa kotrehana ny famelezana am-pitaka an’i Marc Ravalomanana amin’ny alalan’ny fanetsehana ny raharaham-pitsarana mikasika ny 07 febroary 2009. Andrasana kendritohana ny fotoana … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Tim-Avaradrano, Crypton Ambohimalaza 10 Marsa 2018. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

Nifampiarahaba nahatratra ny taona vaovao 2018 teto amin’ny Crypton ny Tim avy amin’ny commune Ambohimalaza omaly. Fifaliana hatrany ny miaraka aminareo.Marc Ravalomanana – Ofisialy 11/03/2018. – Les partisans du Tiako-I-Madagasikara « Avaradrano » soutiennent « Dada » gvalosoa | Mar 12, 2018 A l’occasion de … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire