Tsimbazaza, 19-20 Mars 2018. Tim-Mapar !

20/03/2018 – 13:20 : TSIMBAZAZA: Mandeha ny tatitra momba ny asam-baomiera natao mialohan’ny handaniana ny volavolan-dalàna fehizoro momba ny fifidianana. Eo amin’ny 110 mahery eo ireo solombavambahoaka tonga manatrika ny fivoriana. TiaTanindrazana.

 

Tim sy Mapar.

Adino fa mbola tsy misokatra ny Tiko AAA-Andranomanelatra. Tsy mbola misokatra ny Mbs. Fanenjehana lava ho an’ireo mpiaradia amin’ny Filoha Ravalomanana. Ny Firenena lavo tanteraka ary Ra-Fahantrana no naman’ireo maro an’isa. Manjaka ny Kolikoly sy ny Fampitahorana. Iza no tompon’antoka, nanomboka ny taona 2009, kanefa tsy mihetsika amin’izao fotoana izao ? Izahay aloha tsy manadino ka ny Kajy politika, satria tonga ny Fifidianana, dia anareo fa tsy anay . MCM

Mbs, Magro, von’olona, fandrobana, sns…

 

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

w

Connexion à %s