« … Ny Fanjakan’i Madagasikara misy Mpanjaka… » Dr. Ndriana Rabaroelina.

Ndriana a1
 « …NY FANJAKAN’ I MADAGASIKARA MISY MPANJAKA NO VAHA-OLANA TOKANA HAMPANDROSO AN’ I MADAGASIKARA… » 

 

Ny  Fiombonamben’ ny Ampanjaka eto Madagasikara, tarihan’ ny Prince Dr. Ndriana RABARIOELINA, dia nanambara tamin’ ny Taombaovao Malagasy 2018 teny Ambohidrabiby Hasin’Imerina, fa ny Vaha-olana tokana avy amin’ Andriamanitra hitondra Fitahina sy hampandroso haingana ny firenena dia manaja ny Soatoavina Malagasy sy manaraka ny Tenin’ Andriamanitra:

« …SAMBATRA IANAO, RY TANY, RAHA NY MPANJAKA LAHY DIA ZANAK’ ANDRIANA… » (Mpitoriteny 10:17) ary « …NY MPANJAKA LAHY DIA MANJAKA ARAKA NY FAHAMARINANA ARY IREO ZANAK’ ANDRIANA DIA MITONDRA ARAKA NY RARINY… » (Isaiah 32:1).
Efa miomana amin’ izany izy ireo, miaraka amin’ ny Malagasy tia tanindrazana rehetra, ary ireo malagasy tena mahay sy mahavita azy isan’ambaratongany.
Dia ho an’ Andriamanitra irery ihany ny Voninahitra hatramin’ ny taloha sy ankehitriny ary ho mandrakizay !

Tany Masina i Madagasikara !

Antananarivo faha-19 Marsa 2018.
Prince Dr. Ndriana RABARIOELINA,
Lehiben’ ny Fiombonamben’ ny Ampanjaka eto Madagasikara.
« LE ROYAUME MODERNE DE MADAGASCAR EST LA SEULE SOLUTION POUR LE DEVELOPPEMENT DE LA NATION  » 
.
La Maison Royale de Madagascar, dirigée par le Prince Dr. Ndriana RABARIOELINA, a déclarée, lors du Nouvel An Traditionnel Malagasy 2018, a Ambohidrabiby Hasin’ Imerina, que l’instauration du FANJAKAN’ I MADAGASIKARA ou ROYAUME MODERNE DE MADAGASCAR est la seule solution pour le vrai développement de la nation suivant les valeurs culturelles malagasy et la Parole Divine:
 « …HEUREUX LE PAYS DONT LE ROI EST UN PRINCE… » (Ecclesiastes 10:17) et « …LE ROI REGNE SELON LA JUSTICE ET LES PRINCES GOUVERNENT SELON L’EQUITE… » (Esaie 32:1).
Enfin, ils se préparent pour l’avènement de ce nouveau Royaume Moderne de Madagascar avec les malagasy patriotes, forces vives de la Nation, et surtout les meilleurs professionnels malagasy de Madagascar et de la diaspora.
Tany Masina i Madagasikara !
Antananarivo, le 19 Mars 2018.
Prince Dr. Ndriana RABARIOELINA,
Descendant direct de l’Ainé de la Maison Royale,
Chef de la Maison Royale de Madagascar.
Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s