Archives mensuelles : avril 2018

Ny Valosoa Vaovao, 28 Aprily 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

  – Depiote ho an’ny fanovana Mpamono olona ny fitondrana, miala !   Tsy hitan’ity  fitondràna HVM   ity intsony izay atao manoloana  ny hetsika ataon’ireo depiote ho an’ny fiovana  miisa 73 : Tiako i Madagasikara (TIM) , Mapar , MMM  ary … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Asabotsy 28 Aprily 2018, Kianjan’ny 13 May. Hetsika lehibe, Tatitra…

Cette galerie contient 2 photos.

– Sary Arp Helisoa, GValosoa ,  Mcm, sns… – . 32 milliards ariary du HVM, les députés bottent en touche « MIALA » pgvalosoa | Avr 28, 2018 D’après Hanitra Razafimanantsoa, le pouvoir HVM aurait tenté de proposer 32 milliards ariary aux députés du changement … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Mon Tanà », Christiane Ramian.

Cette galerie contient 2 photos.

Mon Tanà.   Le monde avance vers son destin, Pourtant tu t’enfonces voire en déclin Tu marches en arrière vers l’infini moins Mon île isolée, tu sembles si loin! A l’heure où l’on surfe sur la voie lactée Tu es … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Mahajanga 27 Aprily 2018. Sekoly Fjkm, Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

27 avr. 2018 – MAHAJANGA: Nosokafana tamim-pomban’ny fiangonana tao amin’ny Gymnase Vaovao ny « Journées des Ecoles FJKM ». Nitarika ny fotoana ny Filohan’ny FJKM Pasitera Irako Andriamahazosoa Ammi, notronon’ny Filoha komity fankalazana ny faha-50 taonan’ny FJKM Ravalomanana Marc mivady … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Zoma 27 Aprily 2018, Kianjan’ny 13 May. Fanambarana SMM…

Cette galerie contient 2 photos.

  Les députés au parvis de l’hôtel de ville gvalosoa | Avr 27, 2018 | Après le « DIABE » au tribunal d’Anosy hier, les députés se retrouvent avec le « VAHOAKA » ce matin. Le défilé traditionnel des « slogans » ont débuté comme un échauffement, … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Antsirabe-Zoma 26 Aprily 2018. Tolona « Miala Rajao ».

Cette galerie contient 2 photos.

Tim Tanora Antsirabe 26 avril, · Horakoram-pandresena no nandraisany vahoakan’Antsirabe ireo solonbavambahoaka ho an’ny Fanovana teto Antsirabe. Ny vahoaka miaraka amin ‘ny sorabavety marobe, www.gvalosoa.com Leo, tofoka, boboka ny vahoaka www.gvalosoa.com

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Alakamisy 26 Aprily 2018, Kianjan’ny 13 May, Fitsarana Anosy, Ankorondrano…

Cette galerie contient 2 photos.

– Arp Helisoa. 26 avril,  manomboka ny fotoana eto Analakely (Tatitra, Toro hevitra…). – Nitohy tamin’ity anio ity ny tolona hoan’ny fiovana. Nandeha nanatitra ny fitoriana teny @ fitsarana anosy tao amin’ny Procureur de la Rėpublique Rtoa Razafimelisoa Odette Balisama , … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Ny Valosoa Vaovao, 26 Aprily 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

  – Miala Rajao fa mijaly ny vahoaka   Mihamafy hatrany ny  tolom-bahoaka tarihan’ireo depiote 73  ao amin’ny kianjan’ny 13 mey taorian’ny  namoizana aina sy naharatràna ireo mpitolona maro  . Nanakoako tao an-toerana ny fitakiana ny fialàn’ny filoha amperin’asa ankehitriny … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Kianjan’ny 13 May 1972, Tsiahy sy ny ankehitriny.

Cette galerie contient 2 photos.

Lanitra manga : manomboka takonan-drahona mainty be   26/04/2018. Tonga eo amin’ny kihon-dàlana indray ny Firenena sy ny Vahoaka malagasy amin’izao fotoana izao. Raha iverenana kely ny tantara dia tamin’ny volana mey taona 1972 no nisy fihetseham-bahoaka voalohany, izay nentina nanoherana … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Ampy Izay », Dadan’i Zina.

Cette galerie contient 2 photos.

– AMPY IZAY !   Efa tsy hainao fehezina intsony Ireo minisitra sy olona ambony. Marobe no efa nandao ny sambo, Efa tsinjony angamba ny antambo. Torohevitra tsotra ny anay: O Rajao o ! mialà , ampy izay !   … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire