Archives quotidiennes : 2 mai 2018

Orinasa Malagasy TIKO AAA, 1 May 2018. Kianjan’ny 13 May.

Cette galerie contient 2 photos.

– NOURDINE CHABANI  Un vrai cauchemar pour les travailleurs malgaches. Vivement qu’ils s’en aillent tous. NOURDINE CHABANI ministre malgache du Commerce et de la Consommation .interdit la vente des produits laitiers TIKO….pour favoriser les produits yaourt ITI et SOCOLAIT ??!! … Lire la suite

Galerie | Tagué , | 1 commentaire

Fetin’ny asa, 01 May 2018. Kianjan’ny 13 Mai.

Cette galerie contient 2 photos.

  1er mai eto amin’ny 13 mai. – –   – Fetin »ny asa: nilahatra tety amin’ny 13mai nanatevina ny tolona tamin’ny fankasitrahana ny hetsik’ireo députés 73 ny sendikan’ny mpiasa . Nohamafisin’me Hanitra ihany koa fa dia endrika kolikoly hatrany ity famonoana … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Fjkm Ambohimanga Rova-Sekoly Fanomanana Laika, 01 May 2018. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

01.05.2018 – Niara-niombombavaka sy manotrona ireo SEFALA (Sekoly Fanomanana Laika) eto amin’ny sahan’ny fiangonana FJKM Ambohimanga Rova, Synodamparintany Iarivo Avaradrano.Marc Ravalomanana – Ofisialy

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Mampitandrina ny Zanak’Androy. Hafatr’Atoa Tsimiondra Tomasy ho an’ny Filoha Rajaonarimampianina.

Cette galerie contient 2 photos.

  Mazava ny filazan’i Tsimiondra Tomasy. Mpikampana tao amin’ny antoko MO.NI.MA notarihin’i Dada Monja Jaona ingahy Hery Rajaonarimampianina fa tena « mal élevé » (tsy mahalala fomba, ratsy taiza) izy. Ary mbola tsy vita eo akory ny raharaha Anjozorobe… – Ity Mathieu … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire