Archives quotidiennes : 8 mai 2018

Kolikoly avo lenta, efa misy voatonina .

Cette galerie contient 2 photos.

Kolikoly avo lenta Depiote maro higadra 07/05/2018 Ny 05 aprily no nametraka fitoriana teny amin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) ny depiote miisa 73, izay mitondra ny anarana depioten’ny Fanovana amin’izao fotoana izao noho ny fahitan’izy ireo fa nisy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

FFKM-Solombavambahoaka 73. Tatitra teo @ kianjan’ny 13 May.

Cette galerie contient 2 photos.

Nanao tatitra ny fihaonana teo amin’ny solontenan’ny depioten’ny fanovana sy ny FFKM teny Ambohimanoro, androany, i Me Hanitriniaina Razafimanantsoa teto amin’ny kianjan’ny 13 mai . Mila hampihavanina amin’Andriamanitra ireo mpitondra ireo fa manompo sampy loatra. Mila hampihavanina amin’ny vahoaka koa … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire