Archives quotidiennes : 9 mai 2018

« Ireny va re… » Dadan’i Zina.

Cette galerie contient 2 photos.

– IRENY VA RE …. ?   Ireny va re no lalàm-pifidianana Izay noketrehinareo tao ry Solo ? Ary ireny ilay hoe nananganana tanana Sy nolaniana nanaovam-bontolo ?   … Dia menatra mafy `zahay olon-tsotra, (Na dia tsy sokajin`ny mpahay … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa Vaovao, 08 May 2018. « Hery sy ny Forongony ».

Cette galerie contient 2 photos.

Depiote ho an’ny fanovàna Rajao miala ihany no vahaolana Nitohy omaly ny  tolona ataon’ireo vahoaka miaraka amin’ny depiote 73 ho an’ny fanovàna . Araka ny fotoana nifanomezana  dia nitaona ireo ny mpiasa teny amin’ny minisitera aloha ireo depiote , ka … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Paris 05 May 2018. « Miala Rajao sy ny Forongony ». Harlay Ramanana.

Cette galerie contient 2 photos.

– Guy Rivo Randrianarisoa. 5 mai, Antananarivo, Toamasina, Fianarantsoa, Toliara, Mahajanga, Antsiranana, Farafangana…Parisy (Frantsa) Vahoaka antapitrisany eraky Madagasikara no Tonga nihaino ireo solontenanay Solombavambahoaka 73. Mazava be fa mitaky fiovana malaky ireo vahoaka ireo.  

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Et si la HCC ecrivait l’Histoire? Helian Ralison.

Cette galerie contient 2 photos.

Et si la Hcc écrivait l’Histoire  Depuis le début des manifestations sur la place du 13 mai, les bureaux de la Hcc font l’objet d’une attention toute particulière en raison de nombreuses requêtes déposées et pour lesquelles la population attend … Lire la suite

Galerie | Laisser un commentaire