Archives quotidiennes : 13 mai 2018

(II)Alahady-Fahatsiarovana ny Hetsika « 13 May 1972 » teo @ Kianjan’ny May 72 . Maître Olala, C. Ravelson.

Cette galerie contient 2 photos.

– Jean Constant Raveloson Misaotra betsaka zokilahy namerina indray ny tantara ny 12 mai 1972 niaraka tamin’i Maître OLALA Tsara ny mampatsiahy fa izao vao afaka nankalazaina tsy misy teritery na sakana na herisetra izany 13 mai izany. Guy Rivo Randrianarisoa … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

(I)Alahady-Fahatsiarovana ny Hetsika « 13 May 1972 » teo @ Kianjan’ny May 72 Antananarivo.

Cette galerie contient 2 photos.

– Manomboka ny fotoambavaka lehibe fahatsiarovana ny 13 mey eto Analakely gvalosoa | Mai 13, 2018 Manomboka ny fotoambavaka lehibe fahatsiarovana ny 13 mey eto Analakely – Arp Helisoa. 13.05.2018 – Ny mamba noana sisa no miaraka amin ‘ny fitondrana HVM … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Vehivavy Gasy Renim-pianakaviana.

Cette galerie contient 2 photos.

– Leo KOLIKOLY Leo fivarotan_tanindrazana leo delestage lava reny leo ny fidangan’ny vidim_bary leo ny fidangan_vidin_tsolika leo ny tsy fandriam_pahalemana Leo anao zahay ry antoko HVM AMPY IZAY Rabe Miray  

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Asabotsy 12 May 2018. Kianjan’ny 13 May « Miala ». FFKM « Tetezamita ».

Cette galerie contient 2 photos.

– « Tsy maintsy miala i Rajao sy ny forongony ». 12.05.2018 – Nampiaka-peo ireo depiote 73 anio: « tsy maintsy miala i Rajao sy ny forongony ». – Lalam-pifidianana: Nataon’Iavoloha sy ny ekipan’Atsimondrano manankery ny lalana nasian’ny Fitsarana Avon’ny Lalampanorenana fanakianana be dia … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire